Klemento Viii

I Klemento VIII dia papa farany tamin'ireo nanohotra ny Reformasiona protestanta, nitondra tamin'ny taona 1592 hatramin'ny 1605.

Teraka tamin'ny taona 1536 tao Fano any Italia izy ary maty tamin'ny taona 1605. Ippolito Aldobrandini no tena anarany. Nandalim-pahaizana tany Padova (frantsay: Padoue) sy Perugia (frantsay: Pérouse) ary Bologna (frantsay: Bologne) izy ka lasa pretra sy kardinaly tamin'ny taona 1585 ary voafidy ho papa tamin'ny taona 1592. Tamin'ny naha papa azy dia nampanao fanitsiana ny Baiboly latina Volgata.

Klemento Viii
Ny papa Klemento VIII, sary tamin'ny taonjato faha-17.

Tags:

BaibolyFiteny latinaItaliaPapaPretraReformasiona protestantaVolgata

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ArgonautesTokyoToetanin-jana-pehin-tanyDokuWikiBaiboly amin' ny teny malagasyAmbiroaFiraisana ara-nofoBordeauxDistrikan'i FianarantsoaMandravasarotraNizeriaRioFanahin' ny vatanaFilazantsara araka an' i JoanyFanalan-jazaISO 3166-1AziaEpikan' i GilgamesaMumbai1167Bayer 04 LeverkusenTestamenta TalohaBokin' i AmôsaEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloIndôneziaMarshall LeffertsFanandroana malagasyBetsimisarakaVolana (fotoana)GovernemantaFaritra AnosyFihafanan'ny tanyBob KhannaSihanakaRajoelina AndryRakotozandry DanielSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaKristianisma eto MadagasikaraHaikyuMichael JacksonZairaAfrikaAristôtyFaritra eto MadagasikaraMorondavaBède le VénérableFizaràn-taonaNtaoloRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Vintana (finoan-drazana malagasy)AdijadyVoahangyZon' olombelonaAhidamboFamoranaFianarantsoaVolamakaFilazantsara araka an' i MarkaTantaran' i EtazoniaAostraliaAnjara asa (fitsipiteny)Repoblika MalagasyBatisaVolaEorôpaTanzaniaAntsirabe03 janvier 2016Evanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloFampakaram-badyMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyFory🡆 More