Ny atao hoe kernel dia ny voan'ny mpandrindra milina.
Ny kernel no mitantana ny loharanon-karenan'ny solosaina ary manafaka ny fifandraisan'ny fitaovana sy ny rindrankajy. Manome tontolo iainana avo lenta ho an'ny rindrankajy ny kernel amin'ny alalan'ny famaritana faritr'arika (ary amin'ny fandraràna ny famakiana na fanoratana faritr'arika tsy natokana ho an'ilay rindrankajy), ny fitantanana ny mpikajy, ary fifandraisana amin'ny asa hafa alefa eo amin'ilay mpandrindra milina.
Ny atao heo kernel na voa dia rindrankajy mitantana
Ny asan'ny kernel voalohany indrindra dia mandrindra ny fitaovan'ny solosaina ary ny loharanon-karna ahafahan'ny rindrankajy mampiasa ireo loharanon-karena ireo. Ny atao hoe fitaovana amin'ny ankapobeny dia :
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Kernel, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.