Katôlisisma Ao Amin' Ny Repoblika Demôkratikan' I Kôngô

Ny katôlisma ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô no fivavahan' ny maro anisa ao amin' io firenena io.

Tamin' ny fiantombohan' ny taonjato faha-16, tamin' ny andro najakan' i Nzinga Mbembe dia lasa fivavaham-panjakana ny katôlisisma, izay nampidirin' ireo Zezoita. Tsy ny Zezoita ihany anefa no nanatanteraka ny asan' ny misionera fa tao koa ny Fransiskanina, ny Dôminikanina, sy ny maro hafa. Ny tantaran' ny katôlisisma ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô dia mifamatotra amin' ny tantaran' ny fanjanahan-tany aorôpeana. Ankehitriny dia Katôlika ny mponina kôngôley miisa 35 000 000 any ho any, izany hoe manakaiky ny antsasaky ny isan' ny vahoaka kôngôley (50 %).

Katôlisisma Ao Amin' Ny Repoblika Demôkratikan' I Kôngô
Ny katedralin' ny Eglizy katôlika rômaninan' i Saints Pierre et Paul ao Lubumbashi, izay naorina tamin'ny andron' ny fanjanahan-tany belza.

Jereo koa

Tags:

DôminikaninaFanjanahantanyFransiskaninaKatôlisismaRepoblika Demôkratikan' i KôngôZezoita

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Plastika15921926Fitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto Madagasikara1902Ohabolana11170 (1998 FY34)Neufchâtel-HardelotSakamalaoAndriamangariraAsaFiteny anglisyFokom-pirenen' i IsraelySamuel RatanyAndry RajoelinaAsa AkiraKassym-Jomart TokayevArabia SaoditaSingaporo1927GibraltaraZivaBailleul-lès-Pernes2002SaryKolontsaina malagasyVezoWilliam III an'i AngleteraFanahy MasinaFilipinaAmbodiampana (Mananara Nord)Véronique HalloinFiainan-tsi-hitaLisitry ny gazety ao MadagasikaraSora-tsikidy malagasyEsôterismaBetsimisarakaFandraisanaSoratraRofiaMpisolo tena (fitsipiteny)Fanahy Masina (kristianisma)Fiteny penjabyAndriamanitra (ankapobeny)AviréSamaritanismaBanky Foibe EoropeanaBokin' i HenôkaMayotteTeam Fortress 2Salamo faha-47Sakramentan' ny filaharanaRenisoratra640Empira BizantinaRajasthanBaibolyBaraingoAndrianampoinimerina17 DesambraPalaôAntsirabeVazimbaVoankazoAbdellatif FellainiMôngôliaZavamanirySavoa31 Aogositra1301Fanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaEfesôsy🡆 More