Kartikeya

I Kartikeya na Skanda, ao amin' ny hindoisma, dia andriamanitry ny tafiky ny andriamanitra.

I Devasena no andriamanibavy vadiny. Zanak' i Shiva sy i Pârvatî izy. Vanto-jaza mandrakizay (kumâra) izy ka itsaohana nandritra ny Empira Gupta (taonjato faha-3 hatramin' ny faha-6) izy tao India Avaratra izay nanao azy ho andriamanitra mpiaro ireo Chalukya (dinastia tamin' ny taonjato faha-6 ka hatramin' ny faha-12). Ao India Atsimo no mampalaza azy, ka ao izy dia fantatra amin' ny anarana amin' ny teny tamily hoe Murugan ("zazalahy").

Kartikeya

Jereo koa

Tags:

AndriamanibavyAndriamanitra (ankapobeny)Fiteny tamilyHindoismaShiva

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Apôstôly roa ambin' ny foloAmerikaEtazoniaBoky fahadimin' ny MakabeoRatsiraka DidierFihafanan'ny tanyAntesakaLibiaLisitry ny gazety ao MadagasikaraAfrikaAlakaraboRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AmbiroaMpiandry tsaraAdy Lehibe FaharoaKabaryApôkalipsa Gnôstikan' i PieraKolontsaina malagasyEtikaFaritra Atsimo-AndrefanaTantaran' i EtazoniaAntambahoakaRioFiteny aostrônezianaRafitra fitantanana votoatinyAndriantompokoindrindraBibyFiteny tsovasaAndriamanitra (tokana)Fahefana mpanatanterakaTestamenta VaovaoGoogle1200AnamalahoShiqiTany lemakaAntandroyTodyTsinyAlemainaVintana (finoan-drazana malagasy)Evanjelin' i BarnabàFanambaràna ny hevitry ny nofyZairaHypertext Markup LanguageFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014SakalavaAndrianampoinimerinaKristianismaVoankazoFrantsaFiteny sakalavaAdaoroAlahamadyDrônaMpampiankin-tenyLalànaTanalaKameronaTsirintenyPaoly (apôstôly)Evanjelin' ny Roa ambin' ny foloApôkalipsin' i JoanyVazimbaTononkaloAostraliaAntemoroFiangonana Loterana MalagasyRSikidy malagasyImanoelaBokin' i Ezekiela🡆 More