Kilahivavy

Ny kilahivavy dia marika amin' ny teny izay matetika, fa tsy voatery, milaza ny mahalahy na mahavavy ny zavatra tondroina amin' io teny io ka lazaina fa amin' ny endrika kandahy na kambavy ilay teny.

Tsy voatery ho lahy tokoa na vavy tokoa ny zavatra tondroina amin' ny teny amin' ny endrika kandahy na kambavy. Tsy ny hoe kandahy na kambavy ihany no kilahivavy satria misy ny fiteny ahitana koa ny endrika tsy kandahy tsy kambavy.

Tsy fahita amin' ny fiteny malagasy ny kilahivavy na dia misy teny sasany izay natokana hifampiantsoan' ny samy lehilahy (toy ny hoe ialahy) na ny samy vehivavy (toy ny hoe indriako). Amin' ny fiteny frantsay dia anisan' ny sokajin-teny ahitana mariky ny kilahivavy ny anarana (ohatra: maître vs maîtresse), ny mpamari-toetra (ohatra: beau vs belle), ny mpisolo tena (ohatra: ils vs elles), ny mpisolo tompon-javatra (ohatra: mien vs mienne), ny mpanoritra (ohatra: le vs la). Amin' ny fiteny sasany toy ny fiteny latina dia misy ny endrika tsy kandahy tsy kambavy (ohatra: optimum izay mifanohitra amin' ny optimus sy optima izay kandahy sy kambavy).

Jereo koa

Tags:

FitenyTeny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Frederick BrooksMenalambaRasoherinaVaryFiteny velonaFiteny araboFrançois VillonTyler LumsdenKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaNederlandyKalandrie GregorianaRalaimongo JeanVolafotsyWiki FoundationNikeaAlexis HalletteJean NarivonyHarrisburg, PennsylvaniaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôVincent CasselFiarahamonim-pirenenaGideon SundbäckFahotanaAyabeVaingaWilhelm RöntgenDidy FoloBetsileoAbujaSamuel RatanyGrisyMasatoshi ShimaNova IguaçuÔseaniaFiteny bambaràAntankaranaTorkmenistànaWikimaniaEmpira Neô-BabilônianaFitsanganan' i Jesoa ho velonaMexicoDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)BangilMôralyAbisiniaFamoranaLisitry ny renivohitraAsiriaEmperora CixiPastoraBoky ara-tantara (Baiboly)ValihaFamakafakana ny BaibolyPat SummittFanandroana malagasyKongonaBaraNebokadnetsara ITetiandro mozilmanaKabary tera-baoZhuge LiangMatioRy Tanindrazanay malala ôFiteny talisyWikipedia🡆 More