Jôsoa

I Jôsoa na Jôsoe dia ilay lehilahy nanampy an' i Mosesy (na Môizy) tamin' ny fitarihana ny Zanak' i Israely avy any Ejipta hankany amin' ny tany Kanaana sady lasa mpitarika an' io vahoaka io taorian' ny nahafatesan' i Mosesy.

Izy no ataon' ny lovantsofina jiosy sy kristiana ho nanoratra ny Bokin' i Jôsoa (na Bokin' i Jôsoe). Ny mpitsara Ôtniela no mandimby azy teo amin' ny fitarihana ny Israelita. Anisan' ireo mpaminanin' i Israely i Jôsoa.

Jôsoa
Nangataka amin' Andriamanitra ny hijanonan' ny masoandro i Josoa, nataon' i Gustave Doré.

Ny anarany

Tamin' ny voalohany dia natao hoe "Hôsea zanak' i Nona" ny anaran' i Jôsoa. I Mosesy no nanova izany ho Jôsoa araka ny Bokin' ny Nomery (Nom. 13.16). Atao hoe יהושוע / Yehoshua, izay midika hoe "Mamonjy i Yeho (Iahveh)" ny anaran' i Jôsoa amin' ny teny hebreo, araka ny hita ao amin' ny Bokin' ny Deoterônômia (Deo. 3.21). Mitovy anarana amin' i Jesoa na Jesosy izy amin' ny teny hebreo, satria samy atao hoe Yehoshua.

Jereo koa

Fifandimbiasan' ny mpitsaran' i Israely:

Ôtniela - Ehoda - Samgara - Debora (vehivavy) - Gideona - Abimeleka - Tola - Jaira - Jefta - Ibzana - Elona - Abdona - Samsona - Ely - Samoela.

Tags:

Bokin'i JosoaEjipta tamin'ny Andro TalohaKanaanaLovantsofinaMosesyMpaminanin'i IsraelyOtnielaZanak'i Israely

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Vavak'i ManaseAmpondraTriniteAndriamanitra (ankapobeny)BetsimisarakaKonrad ZuseBokin' i AmôsaAlohotsyGideônaEfesôsyBokin' i JeoAmpembambazahaLinksan' i EoraziaEpistily voalohany nosoratan' i JoanyBokin' ny EkleziastikaTetiandro litorjika kristianaZhuge LiangSardinina1975DanemarkaAndrianampoinimerinaFanalana vintanaPinyin640Fanandroana malagasyCantinRecifeBaruch SpinozaMalagasy (vahoaka)Fahotana tamin' ny fototra2014FizikaFandikan-tenyTodyTranoBailleul-lès-PernesPentateokaEpistily ho an' ny EfesianaZebraTorkiaMpitifitra Tsipìka (fanandroana)SinaFiteny kôreaninaToetanin-jana-pehin-tanyZavonaBrisbaneLegioma1789Crespin, NordCunacZoCasinoFiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto MadagasikaraFiteny newariFyodor DostoyevskyDan RatherZavakantoNeôlitikaFiangonan' i Jesoa Kristy eto Madagasikara(102825) 1999 VQ183IndôneziaFanahyToekarena20022004QuébecGeorge WeahDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Filazantsara araka an' i JoanyFatranaLiberalismaManalalondo🡆 More