Zanak' I Jakôba Jôsefa

I Jôsefa (hebreo: יוֹסֵף‬ / Iosef) dia olona voatantara ao amin' ny Baiboly.

Zanak' i Jakoba sy i Rahely izy. I Benjamina no rahalahy iray reny aminy. Manana rahalahy folo hafa tsy iray reny aminy izy. Namidin' ireo rahalahiny izay nialona azy izy nefa lasa manampahefana tany Egipta taty aoriana. Nantsoiny honina any Egipta ny fianakaviany, fantatra amin' ny hoe Zanak' i Israely, tamin' ny fotoana nahamosarena ny tany manontolo. Taorian' ny nahafatesany sy ilay Farao natoky azy no nanombohan' ny fahasahiranan' ny Zanak' i Isaraely izay nandevozin' ny Egiptiana. Manana ny fomba fitantarany an' i Jôsefa koa ny boky masin' ny silamo atao hoe Kor'any.

Zanak' I Jakôba Jôsefa

Ny fiainany manokana

Zanak' I Jakôba Jôsefa 
Niseho tamin'ireo rahalahiny i Josefa, nataon'i Peter von Cornelius (1816-1817)

I Jakoba no rain' i Jôsefa. Ny vadiny dia i Asenata. Ny zanany dia i Manase sy i Efraima.

Jereo koa

Tags:

BaibolyBenjaminaFaraoJakôba (patriarka hebreo)Kor'anyRahelyZanak'i Israely

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1870BetsileoFiteny masikoro11 NovambraBaiboly amin' ny teny malagasyParashaFiendrika sy fitodikaFanafodyHaisoratraMohammad Reza PahlaviUlan BatorErwin WurmPakistànaNormandiaEorôpa Atsimo-AtsinananaBahaismaFanjakan' i MenabeArthur C. ClarkeSalamon' i SalômônaMediaWikiPatrick EbertFanambadianaZanatsoratraRuhollah KhomeiniMistery masinaNederlandyVirjiniaSihanakaBootjack, Kalifornia1524Adama sy EvaFitenim-paritra malagasyRongonyApôkalipsy Gnôstikan' i PeteraFilipinaTeôlôjiaJôbaPoaceaeViennaBaiboly prôtestantaWikiWorcester, MassachusettsRepoblika Demôkratikan' i KôngôVolahavana GermaineEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloAziaTeam Fortress 2FiarahamoninaFiteny antankaranaKinshasaFahaterahanaRosedale, MississippiFiteny afrikansaTambintenyBefandriana-AvaratraFanonganam-panjakanaSodànaFahasalamana1910BôliviaFianakaviam-pitenyJodasy IskariôtaAtiq RahimiFototenyLitoaniaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)PisaMpisolo toerana (fitsipiteny)🡆 More