Papa Jolio I

I Jolio I na Jolio avy any Roma dia evekan'i Roma nanomboka tamin'ny 6 Febroary 337, izay taraka tao Roma tamin'ny taona 280 ary maty tao tamin'ny taona 352.

Izy no papa faha-35 ao amin'ny Fiangonana katolika.

Papa Jolio I
I Jolio I

Ny fotoana naha eveka azy dia nanjakan'ny olana nateraky ny ariaisma izay nanadraisany anjara fanohanana an'i Atanasiosy avy any Aleksandria tamin'ny fiarovana ny vokatry ny konsily tao Nikea toy ny fanekem-pinoana nikeana, tamin'ny fanaovana sinoda tao Sardika tamin'ny taona 343 sy tamin'ny fitakian'ny solontena avy any Roma ny hananany fahefam-pitsarana ambony hitsara ny fampakatrana ny fifanolanana misy eo amin'ny fiangonana, amin'ny anaran'ny fahambioniana apostolika ananany.

Tags:

Eveka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ardeshir IraniFijySamuel RatanyThe Coca-Cola CompanyFaritra AnalamangaArintany mahazatraApôkrifan' i JoanyBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraMpiandry tsaraVondrom-bokin' i Nag HammadiBatisaWayback MachineAmbohimahasoaBaiboly katôlikaFilôzôfiaPôlitika eto MadagasikaraFanalan-jazaFifohazana (kristianisma malagasy)TanzaniaVoankazoAdijadyApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyRafitra fitantanana votoatinyInjenieriaBokin' i RotaFanahyTom KilburnAlohotsyGovernemantaWikimaniaFahefana mpanatanterakaFiteny javaneyAntsirabeTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFanjakana MitambatraTestamenta TalohaAdimizanaTobilehibe FarihimenaToetanin-jana-pehin-tanyAnamalahoFandikan-tenyFitenim-paritra malagasy1912MumbaiOmbyBetsileoSakalavaAntalaotraFiteny tsovasaAristôtyNikôdemôsyRSSFoko folo veryGeorges AndriamanantenaFiteny anglisyFehezantenyFrantsaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fiteny jeôrjianaSiliaAlahamadibeSinaAmerikaFahaterahanaNizeriaBède le VénérableFisoronana sy fanalana vintanaAntambahoakaFampakaram-bady🡆 More