Johannes Heesters

Endrika:Infobox Olona Johannes Heesters teraka tamin'ny 5 Desambra 1903, dia mpilalao anaty horonantsary, mpihira ary mpampilalao Neerlandey.

Johannes Heesters
Heesters at sixteen in 1919

Niasa nandritry ny 91 taona izy, ary matetika niasa tamin'ny toerana miteny alemana. Tami'nny Aprily 2011, i Heesters no olona antitra indrindra amin'ny fampilalaovana. Nihira indray ho an'i Adolf Hitler izy ka noho izany dia nanana olana tamin'ny olona vitsivitsy.

Indroa nivady i Heesters : tamin'ny 1930 hatramin'ny 1930 izy nivady tamin'ny mpilalao anaty horonantsary Louise Ghijs (1906) ary tamin'ny 1991 hatramin'izao izy mivady amin'i Simone Rethel. Manana zanaka vavy roa i Heesters avy amin'ny fanambadiany voalohany. Dimy ny isan'ny zafikeliny, dimy amin'ny roapolo zafiafy, ary zafindoalika iray hatry ny taona 2011.

Jereo koa

Rohy ivelany

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

17 DesambraRavalomanana MarcMadagasikaraSekoly Ambony Loterana momba ny TeolojiaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaSinaFiaramanidinaGibraltaraHaintenyRuesnesTwitterTeôlôjiaRainay any an-danitraAndreas SchnaasFiteny sakalavaFotoanaPrôtestantismaFyodor Dostoyevsky1971Vavaka dimy fanao isan' andro (silamo)NizeriaBlendecquesX-SAMPAVictor SkoumineAndriamanitra ZanakaKanaana (faritra)King Vidor1870PoaceaeAotrisyTakatraGidroFaritra BongolavaTsiranana PhilibertKabary famangianaWikibolanaKanjiFiangonana Loterana MalagasySoratraRahonaBaibolyArabia SaoditaZebraISO 3166-1Bob MathiasSardiniaAterinetoRené CouzinetFiainan-tsi-hita (kristianisma)ZafisoroMpitondra Rano (fanandroana)AurangzebZivaSrettha ThavisinDan RatherOigoro (vahoaka)426ClissonFanatontoloanaVoanihoDesambraSamuel RatanyAntiziônismaTetiandro malagasyLouis-Claude VincentAnjely (araka ny kristianisma)Horatio Herbert KitchenerGanaganaFiteny okrainianaFizika🡆 More