Fivavahana Jamaa

Ny jamaa dia sektan' ny kristianisma afrikana ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, izay nifototra amin' ny katôlisisma, sady anisan' ireo atao hoe fiangonana kristiana afrikana tsy miankina.

I Placide Tempels, izay pretra fransiskanina flamanda, no nanorina azy. Na dia eken' ny Eglizy katôlika rômanina aza io fiangonana io, sady mandray anjara amin' ny fiainan' ny paroasy aza ny mpino ao aminy, dia mampametra-panontaniana matetika ny fombany izay mihataka amin' ny finoana sy ny fanao katôlika. Midika hoe "fianakaviana" ny teny hoe jamaa amin' ny teny soahily.

Jereo koa

Tags:

Eglizy katôlika rômaninaFiangonana kristiana afrikana tsy miankinaFiteny soahilyFransiskaninaKatôlisismaKristianismaPretraRepoblika Demôkratikan' i KôngôSekta

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

WikipediaRobin WilliamsNovak DjokovicBetsimisarakaTetiandroFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraWayback MachineTantaraFilazantsara araka an' i LiokaHaisoratraAriaryAdijadyVolanaRafael NadalJay Wright ForresterFirenenaEokaristiaSodàna AtsimoFifohazana (kristianisma malagasy)FasanaAfrika AtsimoFanandroana malagasyAntandroyFirenena ao AziaLouisianaOrlando, FloridaRotaka tamin' ny taona 1972TiberiadaGeorges AndriamanantenaFikambanana Apokalypsy eto MadagasikaraVarahinaFanisanaRanavalona IIRay aman-drenyOhabolanaMadagasikaraRy Tanindrazanay malala ôBokin' i IsaiaArtesia, KaliforniaAbdul KizmazBootjack, KaliforniaHasina (hery tsy hita maso)AndriamasinavalonaFinoanaTetiandro malagasyWikimaniaMiksa DériBokin' i EzraHypertext Markup LanguageISO 421726 AprilyJodaismaHazo fijalianaLauderdale, MinnesotaMediaWikiDidy FoloRepoblika Entim-Bahoakan' i Sina1361Ranavalona IIIFatidraBézouotteRené DescartesSihanakaLitiôma🡆 More