Imerina Enin-Toko

Imerina enin-toko dia ny fizaràna ho faritra enina an' Imerina tamin' ny andron' Andrianampoinimerina (taona 1787-1810), ka ireo faritra (toko) ireo dia Avaradrano, i Vakinisisaony, i Marovatana, Ambodirano, i Vonizongo ary i Vakinankaratra.

Tamin' ny andron' Andriamasinavalona (1675-1710) dia Imerina efa-toko ihany no nisy.

Tags:

AmbodiranoAndriamasinavalonaAndrianampoinimerinaAvaradranoImerina efa-tokoMarovatanaVakinankaratraVakinisisaonyVonizongo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EzekielaTesalônikaHavatsa-UPEMFahitalavitraSivilizasiona mikenianaFandraisanaTantaran' i MadagasikaraPaska jiosyAdimizanaFehezantenyMozilla FirefoxHoditraRova ManjakamiadanaSabelioArjentinaMpampiankin-teny1971AntandroyFamoranaKabary am-panambadianaMatoatoaFiangonana Loterana MalagasyTestamenta VaovaoToetanin-jana-pehin-tanyBetelaPelikanaFilazantsara araka an' i Marka2007Madagasikara zanatany frantsayLalànaMetafizikaBokin' i EzekielaFiteny grikaBenito MussoliniFiteny iranianaTsekôslôvakiaFanandevozanaLimaTorkiaFiteny frisianaFokon' i DanaFisoronana sy fanalana vintanaBetsileoMpandrindra milinaHajjiabad, HormozganMerinaAngatra (lolo)KataraFiangonana kalkedônianaSampan-tenyLouis-Claude VincentListrin'ny Farihy eto MadagasikaraFanavaozana prôtestanta1035Lisitry ny filohan' i MadagasikaraToliaraJerosalema AndrefanaFanenomanaFahasalamanaAmbitsySoratraFiteny aromanianaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraWayback MachineLisitr' ireo mpanjaka merinaAmbohimangaFatranaFiteny malagasyVintanaJodaismaOzbekistànaEpifaniaAndron'ny TanyAzôta🡆 More