Ipad: Andalana solosaina tablette novolavolain'i Apple

Ny iPad dia tablety elektrônika namboarin'ny orinasa Apple.

Ny fampiasana ilay tablety dia ho an'ireo aino aman-jery toy ny boky, ny horonantsary, ny gazetiboky, ny mozika ary ny lalao. Azo ampiasaina ho an'ny fitetezana ny aterineto ary amin'ny imailaka ihany koa ilay tablety

Ipad: Andalana solosaina tablette novolavolain'i Apple
Eo ankavia ny iPhone ary eo ankavanana ny iPad

Tondro amin'ny ankapobeny

Ny lanjan'ilay tablety dia eo amin'ny 680—730 grama. Ny endriky dia mifototra amin'ny endrik'ireo smartphone an'i Apple izay efa nahomby ary amin'ny endrik'ireo solosaina finday. Telo tapitrisa ny iPad efa lafo tanatin'ny iray volana sy tapany nanaraka ny famoahana azy.

Mitovy amin'i iPhone ary ny iPod touch ny mpandrindra milin'i iPad, izany hoe iOS 5 nanomboka ny 12 Oktobra 2011, ka afaka mandefa rindrankajy natao ho an'ny iPhone ary iPod touch ilay iPad. Azo alaina eo amin'ny App Store ny rindrankajin'i iPad ohatra ny rindrankajin'ireo milina iPod sy iPhone.

Mikasika ny fomba fankanesana eo amin'i aterineto, ny iPad dia manana fanohizana Wifi, ka mila foto-drafitrasa vao afaka mankeo amin'ny aterineto. Ny iPad 3G dia afaka mankeo amin'i aterineto tsy mila foto-drafitrasa Wifi, fa mila karatra SIM mila famandrihana ("abonnement") manokana.

Tags:

AppleAterinetoGazetibokyMozika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny tsekaVintana (finoan-drazana malagasy)FiaramanidinaISO 3166-1Baiboly katôlikaZoinaMôldaviaTsingy MarocOva-matoantenyRivedoux-PlageFanavaozana prôtestantaJoseph StalinMaleziaAbiba (volana hebreo)John Ffowcs WilliamsRaoul BricardBrockton, Massachusetts(117625) 2005 EN118Pierre KropotkineTantaran'i MadagasikaraRepoblikaFiteny frantsayBielôrosiaSiméon RajaonaApôstôly roa ambin' ny folo1940Vavolombelon' i Jehovah1330Tantaran' ny kristianismaVazaha eto MadagasikaraKiantenyKarbôninaTendrombohitra GarizimaIsaia (mpaminany)DeuteriumFilazantsara araka an' i JoanyBudapestLloyd FrenchGlendale, ColoradoUNESCOOkrainaIndôneziaTebay (Ejipta)Charles-Augustin CoulombNahomaRanomasimbe PasifikaMpanoritraLothair IWilliam LambAndriamasinavalona (foko)Mpianatr' i Jesoa fitopoloBokin' i MôrmônaAfara (vahoaka)Hypertext Markup Language1066Fiteny araoakianaFiteny haosaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)533Nontsy apôstôlikaMahamboHenan-kisoaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraGovernemanta MalagasyZanadralamboTalibanaAkondro (maniry)Amerika AfovoanySiansan' ny zavaboaryFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraTobilehibe ManolotronySepp MaierFahavaratraRangitaFamadihanaBaiboly katôlika amin' ny teny malagasyAntambahoaka🡆 More