Huang Xianfan

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Huang Xianfan  

|Huang Xianfan
I Huang Xianfan - 黄現璠/黄现璠]]

Huang Xianfan
Huang Xianfan 1932

I Huang Xianfan(Sinoa:黄現璠 na黄现璠; 13 Novambra 1899 - 18 Janoary 1982) dia tantarata sy anthropologyta sinoa.

Tantaram-piainana

Niteraka tamin'ny 13 Novambra 1899 any Fusui, any Guangxi. Nianatra tao amin'ny sekoly ambaratonga voalohany tao Qujiu tao Fusui izy. Nanohy ny ambaratonga faharoa fototra tao Nanning tamin'ny taona 1922(1922-1926), ary ny taona 1926 no nidirany tao amin'ny Oniversite Normale ny Beijing(1926-1935), ary tany izy nihanatra ny bôtanika, ny tantara, ny fiteny anglisy sy ny filôzôfia. Nahazo diplôma i Huang Xianfan tamin'ny 1935. Nanomboka nihanatra tany amin'ny Oniversite Empira ny Tōkyō any Japana i Huang Xianfan tamin'ny 1935, ary tany izy nihanatra ny bôtanika, ny tantara, ny fidinihan-tsaritany, ny grika, ny japonezy (na Japoney), ny right sy ny filôzôfia. Nahazo diplôma i Huang Xianfan tamin'ny 1937.Nampianatra ny Oniversite izy tany Guangxi tamin'ny taona 1938-1982. Huang Xianfan maty taminy 18 Janoary 1982 tany Guilin.

Lahatsoratra ilaina

Tsiahy

Rohy ivelany

Tags:

Huang Xianfan Tantaram-piainanaHuang Xianfan Lahatsoratra ilainaHuang Xianfan TsiahyHuang Xianfan Rohy ivelanyHuang Xianfan

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

800OlombelonaVoantsinapyFivavahan-drazana malagasySihanakaMahafalyAdy Lehibe FaharoaFisoronana sy fanalana vintanaAndevo (teto Madagasikara)2007Angovo azo havaozinaSakalavaFady (malagasy)AndrianampoinimerinaAntesakaWikipediaFiteny anglisyHavatsa-UPEMAdijadySokajin-teny14 JanoaryJorge Luis Valdivia ToroKristianismaTsirintenyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AlakaraboKabary tera-baoFiteny ôsetianaFitampohaBeraAdama sy EvaEorôpaPaoly (apôstôly)Tantaran' i Etazonia27 OktobraHypertext Markup LanguageFikambanana Mampiely Baiboly MalagasyAndriantomponimerinaMaltaBaibolyFehezantenyDokuWikiBaiboly prôtestantaRazana (finoana malagasy)AsorotanySanta LosiaLionel MessiPeléFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraISO 3166-1HetraTanyAfrika AtsinananaKônsily Vatikàna IIFiteny neerlandeyEokaristiaNy Avana RamanantoaninaKiobàKabary am-panambadianaPôlitikaAntilia LehibeFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany2004FanompoambeKrôasiaIràkaDonald TrumpVintana (finoan-drazana malagasy)🡆 More