Horohorontany Any Yushu Tamin'ny 2010

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Horohorontany Any Yushu Tamin'ny 2010  

Ny horohorontany tamin'ny taona 2010 tany Yushu dia horohorontany nitranga tao amin'ny faritan'i Qinghai (faritany tibetanina) tao amin'ny faritanin' Yushi tamin'ny 14 Aprily 2010 tamin'ny 7 ora 49, ora tany an-toerana,. Ny herin'ilay hororohontany dia eo anelanelan'ny 6,92, (USGS, EMSC) sy 7,1 Mw.

Horohorontany Any Yushu Tamin'ny 2010
Sarintany

Ny tsinjarafintina ho an'io loza io tamin'ny 17 Aprily dia olona maty miisa 2 039, olona maratra 12 315 ary trano maromaro potika. Ny afovoan'ilay horohorontany dia ao amin'ny tanànan'ny Rima (日瑪村), ao amin'ny kaominin'i Shang Laxiu (上拉秀鄉) any amina faritany lavitra ary be vato, eo akaikin'ny faritan'ny faritra mizaka-tenan'i Tibeta, 30 kilometatry ny tanànan'ny Gyêgyu, sezan'ny distrikan'i Yushu, ay 240 kilometatry miala avy ao Qamdo. Ao amina havoana tibetana tsy dia be mponina izy, toerana matetika voakasiky ny horohorontany.


Jereo koa

Tsiahy

Horohorontany Any Yushu Tamin'ny 2010 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanekem-pinoana nikeanaBetsimisarakaFahasalamanaZone FrancBiôgrafia2006Tsipi-panohizanaAntemoroMasoandroFifandraisan-davitraMpanao gazetyAndôraTantaran' i AlemainaSokajin-teny8001855SabelioAngôvoIsraelyAngatra (lolo)MerinaMosesy Maimonida10 AprilyFamorana21 MeyFambolenaFaritra AnalamangaFiteny anglisyRivodozaDidy FoloRanavalona IIFrantsaMaleziaWayback MachineApôlinariôsy avy any LaôdikeaFarao ao amin' ny BaibolyOlombelonaLambamenaTrondroZairaIstanbulMicrosoft WindowsFanonganam-panjakanaPôlitika eto MadagasikaraJean NarivonyAzerbaijànaAdijadyAfrika AfovoanyNelson MandelaFiteny katalànaSolombavambahoakaFanekem-pinoana apôstôlikaFinlandyEndolzansyWikipediaMatoantenyAsa AkiraTorkiaAndrea ArnoldEorôpaLouis-Claude VincentAngatra (aretina)1970Havatsa-UPEMKabary am-panambadianaSekolyFilôzôfiaFiteny araboZanabintana1826Ranavalona IIITestamenta VaovaoNy Avana RamanantoaninaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraSeha-pihariana faharoa🡆 More