Fanandroana Hazandrano

Ny Hazandrano na Alohotsy dia vintana faharoa ambin' ny folo amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka.

Ny Mpitondra Rano no eo alohany ary ny Ondrilahy no manaraka azy.

Fanandroana Hazandrano
Ny evan'ny Hazandrano
Fanandroana Hazandrano
Antokon-kintan'ny Hazandrano

Ny antokon-kintana Hazandrano sy ny zôdiaka

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin' ny antokon-kintana Hazandrano dia amin' ny 12 Marsa hatramin' ny 18 Avrily. Eo amin' ny 15 Marsa hatramin' ny 14 Avrily ny fari-potoan' ny Hazandrano ao amin' ny zôdiakan-kintana fa amin' ny 20 Febroary hatramin' ny 20 Marsa kosa izany ao amin' ny zôdiaka mikisaka.

Jereo koa

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:

Tags:

Mpitondra Rano (fanandroana)Ondrilahy (fanandroana)Zôdiaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

PôlôniaChristopher NolanBrothers GrimmAngatra (lolo)Radama VoalohanyFifidianana filoham-pirenena ao Madagasikara 2013DemôkrasiaZavamiaina bitikaAostraliaAhidamboFivavahana amin' ny razanaNazismaAtsinanana AkaikyDevolySakramentaDidy Folo801Ravitoto sy henakisoaAdijadyFisaraham-pahefanaFrode GrodåsKrizy ara-bola600ToeraIndiaAntankaranaWikiFinoanaEpistily ho an' ny RômanaLabieraFanatontoloanaBetsileoTetiandro litorjika kristianaPeter KrausFiteny ôfisialyHåvard NielsenSaint-MontanTestamenta VaovaoGrisia Taloha735Firaisana ara-nofoTsekiaPereira BarretoIrànaAlahamadyAveloZedekiaVolana (fotoana)Fiangonana Loterana MalagasyWikipediaDebianRavelonjanaharyRainisoalamboAlahamadibeNarvikRaminiaFiarakodiaUlrich ZwingliAnaran-tsamireryAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaSaint-Jean-de-SerresKaremy500Fitenim-paritra malagasyKristianisma eto MadagasikaraAdizaozaStar (orinasa)Abrahama (patriarka)SokatraFamorana🡆 More