Rainay Any An-Danitra

Ny Rainay any an-danitra na Hataky ny Tompo na Vavaka nampianarin' ny Tompo na Fivavahan' ny Tompontsika dia vavaka nampianarin' i Jesoa Kristy ireo mpianany araka ny voasoratra ao amin' ny Testamenta Vaovao.

Rainay Any An-Danitra
Toriteny teo an-tendrombohitra, nataon’i Fra Angelico, taona 1437-1445

Ny Rainay any an-danitra amin' ny fiteny vitsivitsy

Ity ny Rainay any an-danitra voadika amin' ny fiteny maro.

Fiteny grika

Πάτερ ἡμῶν ὁ ἐν τοῖς οὐρανοῖς·
ἁγιασθήτω τὸ ὄνομά σου·
ἐλθέτω ἡ βασιλεία σου·
γενηθήτω τὸ θέλημά σου, ὡς ἐν οὐρανῷ καὶ ἐπὶ τῆς γῆς·
τὸν ἄρτον ἡμῶν τὸν ἐπιούσιον δὸς ἡμῖν σήμερον·
καὶ ἄφες ἡμῖν τὰ ὀφειλήματα ἡμῶν,
ὡς καὶ ἡμεῖς ἀφίεμεν τοῖς ὀφειλέταις ἡμῶν·
καὶ μὴ εἰσενέγκῃς ἡμᾶς εἰς πειρασμόν,
ἀλλὰ ῥῦσαι ἡμᾶς ἀπὸ τοῦ πονηροῦ.
Ὅτι σοῦ ἐστιν ἡ βασιλεία καὶ ἡ δύναμις καὶ ἡ δόξα εἰς τοὺς αἰῶνας. ἀμήν.

Páter hēmõn ho en toĩs ouranoĩs·
hagiasthḗtō tò ónomá sou·
elthétō hē basileía sou·
genēthḗtō tò thélēmá sou, hōs en ouranõi kaì epì tẽs gẽs·
tòn árton hēmõn tòn epioúsion dòs hēmĩn sḗmeron·
kaì áphes hēmĩn tà opheilḗmata hēmõn,
hōs kaì hēmeĩs aphíemen toĩs opheilétais hēmõn·
kaì mḕ eisenénkēis hēmãs eis peirasmόn,
allà rhũsai hēmãs apò toũ ponēroũ.
Hóti soũ estin hē basileía kaì hē dúnamis kaì hē dόxa eis toùs aiõnas. amḗn.

Amin' ny fiteny latina

Pater noster, qui es in caelis
Sanctificetur nomen tuum;
Adveniat regnum tuum;
Fiat voluntas tua
sicut in caelo et in terra.
Panem nostrum quotidianum da nobis hodie,
et dimitte nobis debita nostra
sicut et nos dimittimus debitoribus nostris
et ne nos inducas in tentationem
sed libera nos a malo.
Amen.

Amin' ny fiteny anglisy

Ankehitriny

Our Father in heaven,
hallowed be your name,
your kingdom come,
your will be done,
on earth as in heaven.
Give us today our daily bread.
Forgive us our sins
as we forgive those who sin against us.
Save us from the time of trial
and deliver us from evil.
[For the kingdom, the power, and the glory are yours
now and for ever. Amen.]

Taona 1928

Our Father, who art in heaven,
Hallowed be thy Name.
Thy kingdom come.
Thy will be done,
On earth as it is in heaven.
Give us this day our daily bread.
And forgive us our trespasses,
As we forgive those who trespass against us.
And lead us not into temptation,
But deliver us from evil.
[For thine is the kingdom,
and the power, and the glory,
for ever and ever.
Amen.]

Taona 1662

Our Father, which art in heaven,
hallowed be thy name;
thy kingdom come;
thy will be done,
in earth as it is in heaven.
Give us this day our daily bread.
And forgive us our trespasses,
as we forgive them that trespass against us.
And lead us not into temptation;
but deliver us from evil.
[For thine is the kingdom,
the power, and the glory,
For ever and ever.
Amen.]

Amin' ny fiteny azteka

Totahtziné,
in ilhuicatl timoyetzticah,
mā yēctēnēhualo in motōcātzin;
mā hualauh in motlatohcāyōtzin;
mā chīhualo in tlālticpac
motlanēquilitzin iuh in ilhuicac.
In totlaxcalmōmōztlaé
totechmonequi mā āxcān;
xitēchmomaquili īhuān
xitēchmapopolhuilli in totlahtlacōl,
in iuh tiquintlapopolhuiah
in tēchtlatlacalhuiah īhuān
mācamo xitēchmotlālcāhuilli;
inic ahmō īpan tihuetzque
īpan teneyeyecoltiliztli,
mā xitēchmomaquīxtilli
in īhuīcpa in ahmō cualli.
Mā iuh mochīhua.

Amin' ny teny malagasy

Dikan-teny prôtestanta

Rainay Izay any an-danitra,
Hohamasinina anie ny anaranao.
Ho tonga anie ny fanjakanao.
Hatao anie ny sitraponao
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.
Ary mamelà ny helokay
Tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
Ary aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy,
Fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra mandrakizay. Amena.

Dikan-teny katôlika

Rainay any an-danitra,
hohamasinina anie ny Anaranao,
ho tonga anie ny fanjakanao,
ho tanteraka anie ny sitraponao
ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
Omeo anay anio ny haninay isan’andro,
avelao ny fahotanay
tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay,
aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay,
fa manafaha anay amin’ny ratsy.
(Fa anao ny fanjakana sy ny hery
ary ny voninahitra mandrakizay). Amen.

Ny Rainay any an-danitra araka ny Evanjely

Rainay Any An-Danitra 
Ny Vavaky ny Tompo, nataon'i James Tissot, tanelanelan'ny taona 1886 sy 1894

Ao amin' ny Evanjelin' i Matio dia ahitana an' io vavaka io:

"9 Koa amin' izany mivavaha toy izao ianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao. 10 Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra. 11 Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay. 12 Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay. 13 Ary aza mitondra anay ho amin' ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin' ny ratsy." (Mat. 6.9-13)

Ao amin' ny Evanjelin' i Lioka koa dia ahitana an' io vavaka io:

"1 Ary Jesosy nivavaka tao amin' ny fitoerana iray, ka rehefa nitsahatra Izy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: Tompoko, mampianara anay hivavaka, tahaka ny nampianaran' i Jaona ny mpianany. 2 Ary hoy Izy taminy: Raha mivavaka ianareo, dia ataovy hoe: Ray ô hohamasinina anie ny anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao 3 Omeo anay isan' andro izay hanina sahaza ho anay. 4 Ary mamelà ny helokay; fa izahay koa mamela izay rehetra meloka aminay. Ary aza mitondra anay ho amin' ny fakam-panahy." (Lio. 11.1-4)

Jereo koa:

Tags:

Rainay Any An-Danitra Ny Rainay any an-danitra amin ny fiteny vitsivitsyRainay Any An-Danitra Ny Rainay any an-danitra araka ny EvanjelyRainay Any An-Danitra Jereo koa:Rainay Any An-DanitraJesoaTestamenta Vaovao

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Evanjelin' i BarnabàBoky fahadimin' ny MakabeoMurah Andrialalaina FlorlysMpandrindra milinaFiteny nizerô-kôngôleyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaNew YorkImanoelaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014AostraliaFaritra Atsimo-AndrefanaTantaraMpiandry tsaraAntalaotraBokin' i AmôsaPort-au-PrinceFehezantenySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanekem-pinoanaŠtefan ČambalTokyoFandikan-tenyTom KilburnOurenseJodaismaTanalaWayback MachineSôlômônaRalamboTovona (fitsipiteny)WikiaSakramenta ao amin' ny prôtestantismaGoavy (zavamaniry)AziaFrantsaFanonganam-panjakanaTody1971TobilehibeFanahy (kolontsaina malagasy)TsirintenyTestamenta TalohaKhadija al-SalamiFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyFijyMerinaTokantranoFanalan-jazaFivavahan-drazana afrikanaSun Yat-senThe Coca-Cola CompanyZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaBetsileoDokuWikiFiteny malagasyVolamakaAntandroyFiteny javaneyTiffany MynxTany lemakaMiora Andrialalaina FlorlysTsy feteza-matyOmbyAnganoApôstôly roa ambin' ny foloJ1997SihanakaNtaoloTolom-bahoaka tamin' ny 1947Distrikan'i Fianarantsoa🡆 More