Harena An-Kibon' Ny Tany

Ny harena an-kibon' ny tany na harena ambanin' ny tany dia akora miangona voajanahary, izay mety ho vainga na ranoka na etona, ao ambanin' ny vohon' ny tany, izay miseho amin' ny endrika sy habetsaka ahafahana mitrandraka azy ho amin' ny fiharian-karena.

Ny sandan' ireo loharanon-karena ireo dia voatombana ihany fa tsy hita fisiana manontolo. Ny tahirin-karena voaporofo fisiana dia ampahany amin' ny loharanon-karena izay sady fantatra ny toerana misy azy ao ambanin' ny tany no azo trandrahina ka hahitana tombony araka ny fepetra ara-kaitao sy ara-toekarena. Tsy fantatra kosa ny toerana misy ny tahirin-karena an-kibon' ny tany tsy voaporofo fisiana.

Ny fanombanana ny habetsahan' ny loharanon-karena ao amin' ny faritra iray dia miankina amin' ny mpihazaka maro momba ilay tahirin-harena, ka anisan' izany ny toerana misy azy, ny halaliny, ny habeny, ny endriny, ny toetra ara-mineraliny, ny hatsarany, ny hakitrokany, ny toetoetra ara-jeôlôjikany, ary ny elanelany amin' ny loharanon-karena akaiky azy. Raha momba ny solitany, ohatra, dia fantarina ny fihirihan' ny vato, ny fitsilolin' ny tsindry ary ny maripana.

Jereo koa

Tags:

EtonaRanokaVainga

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fivavahana eto MadagasikaraFiteny sakalavaAndriamanitra (ankapobeny)RanoKristianisma eto MadagasikaraAbdellatif FellainiFiangonana Loterana MalagasyMôlekiolaAhidamboFanekem-pinoanaDrônaFanjakana MitambatraEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloPlotoRah-CkikyAndriantompokoindrindra (foko)Bokin' ny MakabeoAlohotsyVarotraTovona (fitsipiteny)NZairaSakarahaEndrika araka anjara asaWiki FoundationKameronaFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikySoratra Masina1167Fiteny tsovasaAristôtySorabeApôstôly roa ambin' ny foloKristianismaBezanozanoAntandroyFacebookWellington PointAsa (mpanjakan' i Jodà)Ardeshir IraniFifohazana FarihimenaArintany mahazatraBatisaTom KilburnAndrianjakaFamoranaZhuge LiangAbidySamuel RatanyFanekem-pinoana nikeanaReniranoSilamoNikôdemôsySakramenta ao amin' ny prôtestantismaApôkrifan' i JoanyBoky voalohan' ny MakabeoDistrikan'i FianarantsoaWayback MachineSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloTestamenta TalohaAntankaranaFiteny kantôneyFaritany eto MadagasikaraFiteny tamilyBoky fahadimin' ny Makabeo74JFiteny anglisyJean-Joseph RabeariveloKinshasaFiteny japôney🡆 More