Haavon-Toerana

Ny haavon-toerana dia ny elanelan'ny toerana iray amin'ny teboka na velarana iaingana, ity dia ny an'ny ranomasina ifanarahana, izay 0 m (aotra metatra), raha ny toerana eto an-Tany no heverina.

Refesina araka izany ny hahavon'ny tendrombohitra iray, ny haavon'ny toerana misy ny tanàna iray, ny toerana misy ny zavatra eny amin'ny habakabaka toy ny rahona, ny lalan'ny fiaramanidina, sns. Mety ho miabo na miiba ny haavon-toerana iray. Miiba ohatra ny hahavon-toeran'ny Ranomasina Maty (-392 m izany hoe: 392 m ambanin'ny "haavon'ny ranomasina").

Tags:

FiaramanidinaHabakabakaRanomasinaRanomasina MatyTanànaTendrombohitra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FanagasianaRadama VoalohanyAbdellatif FellainiRirininaTendrontany AvaratraAndriamanitra (ankapobeny)TononkaloNew YorkAndriamandisoarivoFiangonana Loterana MalagasyBritaina LehibeSilamoAsan' ny ApôstôlyFamadihanaFiainana aorian' ny fahafatesanaWuhanFoko folo veryInjenieriaAntefasyNizeriaVoankazoAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaLisitry ny filohan' i MadagasikaraSilamo eto MadagasikaraSoratra MasinaJapànaHannah HarperAriaryFandroahana fanahy ratsyArdeshir IraniFihafanan'ny tanyMichael JacksonAntandroyTodyTany lemakaKininina (zavamaniry)Fiteny kôreaninaAnjara asa (fitsipiteny)MadagasikaraBokin' i IsaiaTanzaniaFianarantsoaRazafinimanjaka RaketakaBaiboly katôlikaFahefana Avon' ny TetezamitaKolontsaina malagasyKameronaAkoho13 desambra 1991AlohotsyFihavananaMenalambaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaApôkalipsa Gnôstikan' i PieraAntalaotraApôkalipsy gnôstikan' i PeteraAnamalahoHypertext Markup LanguageDistrikan'i FianarantsoaFaritany eto MadagasikaraFiteny tsôkotaoAnjelyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Abidy araboGoogleFifohazana (kristianisma malagasy)AhidamboWayback MachineRepoblika Fahefatra (Madagasikara)MôlekiolaVadin' i Mohamady03 janvier 2016AdaoroBoky fahadimin' ny Makabeo🡆 More