Hônôrio Iii

I Hônôrio III na Hônôre III dia papa faha-177 izay nitantana ny Fiangonana katôlika tamin' ny taona 1216 hatramin' ny 1227.

Teraka tao Rôma tamin' ny fotoana tsy fantatra izy ary maty tamin' ny 18 Marsa 1227. I Cencio Savelli no anarany talohan' ny naha papa azy. Izy no nampandeha ny kroazada fahadimy izay teraka noho ny fanapahan-kevitr' i papa Inôkentio III nodimbiasiny tamin' ny kônsily fahefatra tao Latràna. Nanohana ny kroazada niadiana tamin' ny Albigesy koa izy. Atao hoe Honoré III izy amin' ny teny frantsay, Honorius III amin' ny teny anglisy sy amin' ny teny latina ary Onorio III amin' ny teny italiana.

Hônôrio Iii
Ny papa Hônôrio III

Tags:

Fiteny anglisyFiteny frantsayFiteny italianaFiteny latinaInôkentio IIIKatôlisismaKroazada fahadimyPapaRôma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Foko eto MadagasikaraFitsipi-pitenenanaFiteny malagasyFilazantsara araka an' i LiokaDanilo GallinariMontanaWiki FoundationOnjan-dranoFidangan' ny vidim-piainanaTanora Malagasy VononaFiangonana kalkedônianaHiram-pirenena2007MediaWikiRy Tanindrazanay malala ô1190Fiteny anglisyAndron'ny TanyKolontsaina malagasyFiainana aorian' ny fahafatesanaMadagasikara zanatany frantsayFiteny katalànaMatoantenyKônfesySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMats HummelsLisitr' ireo mpanjaka merinaHajjiabad, HormozganBlaogyHoditraBokin' i DanielaFiteny samôrôHaisoratraInternet ExplorerRivodozaFiteny romantsaMetafizikaKharg (nosy)Sampan-teny2004Lisitry ny filohan' i MadagasikaraFahababoana tany BabilônaPoaceaeTantaraFarao ao amin' ny BaibolyAntambahoakaLavarsRaki-pahalalanaAlahamady1237PaskaAurangzebTanzaniaApôlinariôsy avy any LaôdikeaEvekaHindoismaAsorotanyAotrisySeha-pihariana faharoaZanahary (finoan-drazana malagasy)Fanekem-pinoana nikeanaNikodaMpisolo (fitsipiteny)Biôgrafia5 AprilySaonjoFivavahana amin'ny razanaLozan' ny fananana iombonana🡆 More