Gazela Indiana

Ny gazela indiana (Gazella bennettii) fantatra any an-toerana amin' ny anarana hoe chinkara na idimi, dia karazana gazela hita any Azia Atsimo.

Miaina any amin' ny faritra be ahitra sy faritra misy tany efitra any India, any Bangladesy, any Iràna (amin’ ny faritra sasany) ary any Pakistàna izy.

Gazela Indiana
Gazela indiana

Ny halavan’ ny gazela indiana dia mirefy 80 ka hatramin' ny 95 sm (miaraka amin' ny rambony 10 sm), ny haavony kosa dia 50 ka hatramin' ny 65 sm. Mahatratra 39 sm ny tandrony. Milanja 14 ka hatramin'ny 25 kg ny lehibe.

Amin' ny fahavaratra dia miloko menamena izy, misy volony malama sy manjelajelatra. Amin' ny ririnina anefa dia lehibe kokoa ny volo fotsy eo amin' ny kibony sy ny tendany. Ny sisin' ny tarehiny dia volontsôkôlà antitra ary manomboka amin' ny zoron' ny masony ka hatrany amin' ny molony dia voafehin' ny tsipika fotsy.

Tags:

Azia AtsimoBangladesyGazelaIndiaIrànaPakistàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Boky deoterôkanônikaFanatontoloanaVoromailalaNupediaPentateokaMusashinoFizahàn-tanyZorofirarazanaVokovokomanga Loterana MalagasyAbdellatif FellainiRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaFiteny frantsayBarney & FriendsBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraBasyJustus B. EntzBaiboly amin' ny teny malagasyVaryFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara19 DesambraDokotra fiompyMaria (renin' i Jesoa)Ry Tanindrazanay malala ôFikambanan' ny Raiamandrenin' ny Mpianatra1967KambôdiaMediaWikiFanahy Masina (kristianisma)MatoatoaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Oigoro (vahoaka)Vokatry ny Fanahy MasinaDidy FoloRosiaFaribolana SandratraRainisoalamboFoko eto MadagasikaraLisitry ny Miliaridera arakin’ny ForbesKisanganiDevolyFanoharana ny amin' ny voan-tsinapyBononokaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Fiangonana Loterana MalagasyTandavan-tendrombohitraSampy (malagasy)AkohoTestamenta VaovaoNy Avana RamanantoaninaFiteny tajikyHôngriaBielôrosiaEglizy katôlika rômaninaRanavalona I1913Testamenta TalohaSakalavaAdimizanaSolosainaAsorotany12 JonaTélévision MalagasyGanaganaFivavahan-drazana malagasyAndriamasinavalonaFrantsaHerinandro MasinaFanambadianaMosesyLeonhard Euler🡆 More