Ganesh

I Ganesh, ao amin' ny hindoisma, no andriamanitra nanafoana ny sakana rehetra, andriamanitry ny fahendrena, ny faranitan-tsaina, ny fanabeazana, ary ny fahamalinana, sady mpiaro ny sekoly sy ny mpiasan' ny fahalalana.

Aseho amin' ny fananany lohan' elefanta izy. Izy no andriamanitra be mpanompo indrindra ao India ary ny hasiny dia mahenika ny Zana-kôntinenta Indiana sy Azia amin' ny ankapobeny. Zanaka lahin' i Shiva sy i Pârvatî izy, vadiny i Siddhi ("fahombiazana") sy i Buddhi ("saina") ary i Riddhî ("harena").

Ganesh

Jereo koa

Tags:

Andriamanitra (ankapobeny)AziaHindoismaIndiaShivaZana-kôntinenta Indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1200153AntesakaFitsapan-kevi-bahoakaLimboKolontsaina1190Sekoly16 JolayFiteny araboVikingy (vahoaka)LambamenaFisoronana sy fanalana vintanaTorkiaAmbitsyBaraMpampiankin-tenyRy Tanindrazanay malala ôBokin' i EzekielaVolahavana GermaineTononkira FanaperanaAveloFlorida2007ISO 4217Fiteny anglisyTromba1997Tebay (Ejipta)Sivilizasiona mikenianaTetiandroFilazantsaraFarao ao amin' ny BaibolyWikipediaBetsileoForyTôngaHasanabad, ReyAntankarana1035SoavalyLouis PasteurKolontsaina malagasyAlakaosyZairaAurangzebMontanaWiki FoundationRivodozaFinlandyHavatsa-UPEMTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFitsipi-pitenenanaTriniteRova ManjakamiadanaHosodokoBatisaAbkaziaWikiSomatraFamadihanaAlakamisy AnativatoAdy an-tranoAzia andrefanaPôlinezia FrantsayFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraTestamenta TalohaChah BaharJerosalema Andrefana1963Kodiarana🡆 More