Vahoaka Gôty

Ny Gôty dia vahoaka jermanika izay nitana anjara toerana lehibe tamin' ny fianjeran' ny Empira Rômana Andrefana sy ny fipoiran' ny Eorôpa tamin' ny Andro Antenatenany.

Atao hoe Gutþiuda izy ireo amin' ny fiteny gôty fa Gothi kosa amin' ny teny latina. Tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-4, dia notafihin' ny Hona avy any atsinanana ny tanin' ny Gôty. Taorian' io fisehoan-javatra io dia nisy vondrom-poko gôty tonga teo ambany fitondran' ny Hona, fa ny hafa kosa nifindra monina niankandrefana kokoa na nitady fialofana tao anatin' ny Empira Rômana. Ny Gôty izay niditra tao amin' io empira io tamin' ny fiampitana an' i Danube dia nahatonga faharesena nahatsiravina teo amin' ny Rômana tamin' ny Ady tao Adrianôpôlisy tamin' ny taona 378.

Vahoaka Gôty
Faritra nisy ny Gôty

Jereo koa

Tags:

Andro AntenatenanyDanubeEmpira RômanaEorôpaHona (vahoaka)LatinaVahoaka jermanika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

GrenadyFilôzôfiaFiteny tsovasaOniversiteEzekielaTiffany MynxHaikyuInjenieriaTantaran' i EtazoniaTobilehibeFaritany eto MadagasikaraZavaboaryHAziaAlakaosyFijyAmerikaAsan' ny ApôstôlyIAlakaraboVolana (fotoana)TononkaloVondrom-bokin' i Nag HammadiFady (malagasy)ImanoelaMpampiankin-tenySombin-tantaraEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloAndriamanitra (ankapobeny)Tanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaVolamenaBokin' i EzekielaTovona (fitsipiteny)Fanonganam-panjakanaFanjakana MitambatraFandroahana fanahy ratsyBatisaSakarahaAndrianampoinimerinaSakramenta ao amin' ny prôtestantismaPaoly (apôstôly)Apôkalipsy faharoan' i JakôbaGoavy (zavamaniry)AlahasatyRioISO 4217FihavananaFiteny japôneyVitaly LagutenkoBritaina LehibeFaritra eto MadagasikaraRoberto Vacca1971Sikidy malagasyAntandroyAmalonaMumbaiRafitra fitantanana votoatinyZairaNtaoloMNatalie PortmanEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fiteny aostrônezianaFanahy MasinaRalaimongo JeanNikôdemôsyWellington Point🡆 More