Frantsa Vao

I Frantsa Vao (amin'ny fiteny frantsay : Nouvelle-France) dia anarana anononana ireo zanatany frantsay tao Amerika Avaratra nanomboka tamin'ny taonjato faha 17 hatramin'ny taonjato faha 18.

Io ilay atao hoe Frantsa Vao io dia nosarahana ho faritra telo.

Frantsa Vao
I Frantsa Vao

Ny faritra Avaratra dia mitondra anarana hoe Akadia ary Kanada (ny zanatan'i Frantsa lehibe indrindra) ; ny teratany frantsay voalohany tao Kanada dia i Jacques Cartier tamin'ny 1534, nifandray tamin'ny foko teratany izy ary nivezivezy tao in-telo ;

Ny faritra atsimo dia mitondra ny anarana hoe Louisiana. Zanatany Frantsay i Louisiana hatramin'ny taona 1813, taona nividianan'i Etazonia an'i Louisiana tamin'i Frantsa.

Tamin'ny fanisana natao voalohany indrindra tao Frantsa Vao tamin'ny 1666, 3 215 no isan'ny mponina miaina ao amin'ny lohasahan'i Saint-Laurent. Zato taona taoriana, sivy alina no isan'ny mponina miaina eraky ny zanatany.

Frantsa Vao
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Amerika AvaratraFiteny frantsayFrantsa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JiosyBlaogyMohamadyFiteny espaniôlaBokin' ny SalamoTebay (Ejipta)Volahavana GermaineFandraisanaGregoriosy avy any NisaMandravasarotraIsaAlakaosyFiteny frantsayBokyFiteny japôneyTôngaFiangonan' i Jesoa Kristy eto Madagasikara439Havatsa-UPEMFirenena MikambanaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraBatismaMesôpôtamiaIrànaAdy an-tranoKabary tera-baoAndriamasinavalonaMahabad, IsfahanFanandevozanaLoza folo tao EgiptaMpampiankin-tenyAnaranaPersiaEglizy katôlika rômaninaZavakantoTesalônikaFiarahamoninaJerosalemaFanahy (kolontsaina malagasy)KôlômbiaQotbabad1963Abbasabad, MazandaranHaisoratraSikidy malagasyAmbitsySekolyMats HummelsRepoblika MalagasyDokuWikiFanekem-pinoana apôstôlikaFanandroana malagasyLisbonTantaraFiteny finoàHasina (zavamaniry)VaryAhidamboZezikaAl-BiruniAbidy grikaSoratraEzekielaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaApôlinarismaFamorana1744TrombaRanavalona IJibotỳAzerbaijàna🡆 More