Fenisia

I Fenisia na Foinikia na Foenikia na Foenika dia faritra tamin' ny Andro Taloha izay somary lavalava sy teritery ao amin' ny morontsiraka atsinanan' ny Ranomasina Mediteranea mifanandrifindrify amin' i Libàna ankehitriny.

Nanana halavana mirefy 320 km sy sakany mirefy 25 km fara-fahabeny io faritra io. Ao atsinanana izy dia voasakan' ny tandavan-tendrombohitr' i Libàna. Ao amin' ny sisiny atsimo ny tendrombohitra Karmela, ao avaratra ny renirano Eleotera, izay antsoina hoe Kebir na Ôrônta ankehitriny sady sisin-tany avaratr' i Libàna. Tsy niray i Fenisia fa nizarazara ho tanàna mahaleo tena maro ka ny lehibe aminy dia i Biblôsy, i Sidôna, i Tiro ary i Arvada.

Fenisia
Sarin-tanin' i Fenisia na Foinikia

Jereo koa

Tags:

Andro TalohaArvadaBiblôsyLibanaRanomasina MediteraneaSidônaTirôsy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Amerika LatinaAndriamanitra (tokana)BiôgrafiaHovaMôlekiolaFivavahan-drazana afrikanaFijyBezanozanoThe Coca-Cola CompanyForyAlohotsyÔlimpôsy (Torkia)Razafinimanjaka RaketakaBritaina LehibeHGovernemantaMediaWikiBaskin-RobbinsÉmile Durkheim74BibyVolamenaPrôtestantisma eto MadagasikaraFiteny tatara krimeanaISO 4217Sakafo malagasyKolontsainaFanalan-jazaFiraisana ara-nofoBaiboly amin' ny teny malagasyKabaryMenakaAnganoRova ManjakamiadanaFaritra eto MadagasikaraFanjakana MitambatraTontolo iainanaMumbaiAndrianjakaVolaVondrom-bokin' i Nag HammadiApôstôly roa ambin' ny foloEvanjelin' i BarnabàNofyBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraNizeriaTovona (fitsipiteny)Tantaran' i EtazoniaTononkaloOlombelonaFivavahana eto MadagasikaraApôkalipsy faharoan' i JakôbaFiteny tsovasaFiteny sakalavaBaiboly katôlikaTanzaniaFanambaràna ny hevitry ny nofyRosiaFampakaram-badySakramentan' ny fanambadianaMadagasikaraBokin' i IsaiaBokin' i EzekielaTanalaBob KhannaOhabolanaFaritra Atsimo-AndrefanaFasanaZavaboaryAdaoro🡆 More