Fivavahan-Drazana

Ny fivavahan-drazana na fivavaham-poko dia fivavahana na finoana an' ny foko na vondrom-poko na firenena iray manokana.

Avahana amin' ny fivavahana manana fikendrena anjiaby, toy ny kristianisma sy ny finoana silamo (izay tsy voafetra ho an' ny foko na vondrom-poko na firenena iray), ny fivavahan-drazana.

Ny fivavahan-drazana afrikana

Ny fivavahan-drazana afrikana dia fivavahana isan-karazany ahitana fivavaham-poko maro. Matetika dia tsy voasoratra ny fomba sy fanao ao amin' ireo fivavahana ireo fa miampita am-bava, ka ahitana karazan' andriamanitra ambony sy ambany, indraindray ahitana finoana andriamanitra mpamorona, finoana ny fisian' ny fanahy, ny fivavahana amin' ny fanahin' ny maty, ny fampiasana majika sy sikidy ary ny fitsaboana nentim-paharazana. Maro amin' ireo fivavahana ireo ny mananana endrika animista, ny sasany pôliteista ary ny hafa panteista.

Ny fivavahan-drazana sinoa

Jereo koa

Tags:

Finoana silamoFivavahanaKristianisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny grikaFihavananaAlohotsyLiokaFiteny arameanaFiteny bezanozanoAdy MangatsiakaFiainana aorian' ny fahafatesanaDiôsezin' i Fenoarivo-AtsinananaIndôneziaMikhail GorbachevFifandraisan-davitraNjakatianaFiarahamoninaRavinala13 NovambraBezanozanoMari-piatoanaFanjakan' ImerinaAdimizanaAntandroyRainay any an-danitraAndriamasinavalonaTsimihetyHarvey KormanJerosalemaTeboka teloAmerika AtsimoVelarantanyKinshasaFitsipi-pitenenanaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaFilazantsara araka an' i JoanyAntesakaMosesy1997Fady (malagasy)Current eventsFahotanaKolontsaina malagasy1964Eskatôlôjia kristianaSoson-drivotry ny tanyFambolenaJerosalema vaovaoAndriamasinavalona (foko)KaratraNy AntsalyAziaFototenyOsama Bin LadenOhabolanaTwitterFilazam-potoana ankehitrinyApollo 11Tantaran' ny Fanjakan' i PalestinaHawaiiFiteny latinaFameno (fitsipiteny)Wolfgang OverathMetairie, LouisianaFizaràn-taonaEvekaBararataBerlinTrombaNina HartleyMpandrindra milinaToetanin-jana-pehin-tany🡆 More