Fitsapan-Kevi-Bahoaka

Ny fitsapan-kevi-bahoaka dia fomba amantaran' ny fahefana pôlitika ny hevitry ny olom-pirenena ao amin' ny vondrom-paritra na firenena iray mahakasika ny lalàm-panorenana na ny fepetra noraisain' ny fahefana iray na eritreretiny ho raisina, amin' ny alalan' ny fampanaovana fifidianana.

Fampandraisana anjara mivantana ny vahoaka amin' ny raharaha pôlitika ao amin' ny vondrom-paritra na firenena azy izany.

Matetika dia asaina mamaly amin' ny hoe "eny" na "tsia" ny olom-pirenena manoloana ny fanontaniana izay nofaritan' ny fahefana te hahalala ny hevitry ny vahoaka ny andinindininy aio amin' izany tolokevitra izany. Ny fanapahan-kevitra hampanao fitsapan-kevi-bahoaka dia mety avy amin' ny fahefana mpanatanteraka ao amin' ilay vondrom-paritra na ao amin' ilay firenena, na avy amin' ny fahefana mpanao lalàna, na avy amin' ny alalan' ny fangatahana ataon' ny vahoaka.

Matetika ny firosoana mankany amin' ny fahaleovan-tena pôlitika, izay mamorona fanjakana vaovao vokatry ny fisarahana avy amin' ny vondrom-paritra na firenena lehibe kokoa, dia mitaky ny famantarana ny hevitry ny olom-pirenena voakasika ao amin' ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny fanapahan-kevitra ny amin' ny hoavin' izy ireo ara-pôlitika.

Tags:

FirenenaLalàm-panorenanaVondrom-paritra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tantaran' ny kristianismaHSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAndriantompokoindrindraJodaismaFianarantsoaAndevo (teto Madagasikara)Fisoronana sy fanalana vintanaKolontsainaBaiboly amin' ny teny malagasyFanandroana malagasyZafisoroTsirinteny sara-droaTailandyZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFanekem-pinoana apôstôlikaEzekielaAnganoRakotozandry DanielAntankaranaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fiteny aostrônezianaFiteny nizerô-kôngôleyAlohotsyFanatontoloanaMumbaiRenirano1912AristôtyShikohabadEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fandroahana fanahy ratsyArgonautesFaritany eto MadagasikaraImanoelaApôkalipsin' i PeteraRatsiraka DidierGrenadyRatsimilahoFanjanahantanyMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyRalaimongo JeanHypertext Markup LanguageLokangaPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraRosia1167Fiteny sakalavaFilazantsara araka an' i MarkaFihavananaTendrontany AvaratraFiteny kôreaninaRanoEorôpaKabaryTsinyTontolo iainanaFilôzôfiaAdimizanaArintany mahazatraMarshall LeffertsFiteny betsimisaraka avaratraJeôgrafian' i MadagasikaraVoankazoMozikaNofyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraMpiandry tsara🡆 More