Fitodika Tampody

Ny fitodika tampody dia endriky ny matoanteny na fandrafetana fehezanteny izay ahitana ireo mpandray anjara (ny mpanao sy ny iharana) manondro zavatra mitovy: ny lazaina mpanao sy ny fameno iharana dia zavatra iray ihany, mihatra amin' ny mpanao ihany ny asa ataony.

Tampody ao amin' ny fiteny frantsay

Ao amin' ny teny frantsay dia ampiasaina ny mpisolo tena fameno hoe me, te, se, nous ary vous (izay mety hohamafisina amin' ny hoe moi-même, toi-même, soi-même, lui-même, elle-même, eux-mêmes, elles-mêmes, nous-mêmes, vous-mêmes) mba hanehoana ny fitodika tampody.

Ohatra:

  • Je me regarde dans le miroir (ara-bakiteny: "Mijery tena ao amin' ny fitaratra aho" = "Mijery fitaratra aho")

Tampody ao amin' ny fiteny hafa

Ny fiteny malagasy dia mampiasa ny teny hoe tena mba hananterana ny fitampodian' izay atao amin' ny mpanao azy nefa matetika tsy ilaina izany.

Ny fiteny anglisy kosa mampiasa ireto mpisolo tena ireto: myself, yourself, himself, herself, itself, ourselves, yourselves, themselves mba handikana ny fitampodian' ny asa amin' ny mpanao azy.

Jereo koa

  • Mpisolo tena mitampody

Tags:

Fameno (fitsipiteny)Lazaina (fitsipiteny)MatoantenyMpanao (fitsipiteny)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Nina HartleyX-SAMPAFiarahamoninaAlahasatyAntesakaVideôFanasan' ny TompoMôlekiolaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFiteny hebreoFranco RocchiLisitr' ireo mpanjaka merinaFiteny bezanozanoFiteny jeôrjianaAdama sy EvaFiraisana ara-nofoAzerbaijànaAfrikaFitsipi-pitenenanaJiosyApollo 11Ampahafolon-karenaAlohotsyEfrema SirianaFehezankevitra (fitsipiteny)AntandroyBokin' ny GenesisyMpiandry tsaraSihanakaFrantsaKalandrie litorjika katôlika rômaninaOhabolanaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyMatoantenyEskatôlôjia kristianaIrànaKafeAkohoDistrikan'Antananarivo-Atsimondrano8 MartsaFilazam-potoana ankehitrinyMpandrindra milinaAlahamadyHaifisaina sy hetsi-poJeôrjiaTrombaJean-Joseph RabeariveloKanadaAdy an-tranoAntankaranaFanekem-pinoanaHawaiiPuente-GenilFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraRanavalona IIAdizaozaCarlo MorelliFirenenaPapaDanemarkaRafael MárquezBezanozanoEpistily ho an' ny GalatianaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Strawberry PrinceGenoa, OhioSoronaHetraRanavalona ICurrent eventsAsiriaLôndônaSokatra1906🡆 More