Wiki Malagasy

Fiteny Telogo

Ny fiteny telogo (soratra ôfisialy : tĕlugu / తెలుగు) dia fiteny any India.

Olona 70 tapitrisa no mpiteny telogo, ary any amin'ny faritra Andhra Pradesh no tena be mpiteny telogo. Manana sata teny ôfisialy ny fiteny telogo any amin' ny faritr' i Andhra Pradesh. Teny ôfisialy ihany koa ny fiteny telogo any amin' ny faritra Karnataka, Maharashtra ary any Orissa. Misy diaspôra telogo any Mianmara, any Malaizia, ary any Atsinanana Akaiky. Ny soratra telogo dia soratra ara-baninteny an-tàpany avy any amin' ny soratra brahmî. Ao amin' ny fianakaviam-piteny diravidianina ny fiteny telogo.

Fiteny Telogo
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Andhra PradeshAtsinanana AkaikyFianakaviam-piteny dravidianaFiteny any IndiaKarnatakaMaharashtraMalaiziaMianmara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FRazana (finoana malagasy)GroenlandaKônsily ekiomenika9650FaritanySora-miafina amin'ny fanidy abaribary19546Fiteny tiorkaMari-piatoanaKolontsainaInternational Standard Name IdentifierFivavahanaTaom-baovao malagasyWikiFiainana mandrakizayLahatraPaskaLTarehin-tsoratra latinaVary1853Anatôlia83Robert L. Stevens2007Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaSampy (malagasy)Fanandroana malagasy1868Olombelona2020OhioIsaia (mpaminany)Fiangonana Loterana MalagasyVladimir ArtemievMesiaNioeJean JavalHong KongFiteny finoàLisitry ny filohan' i Madagasikara1920Antandroy1743Firenena Mikambana19771942Tetiandro jolianaSandam-bolaMahafaly1940AndriamasinavalonaBListe des indicatifs téléphoniques internationaux par pays1969AntesakaAntanosyFianakavia-mpanjaka lagida46AziaTayLisitry ny gazety ao Madagasikara1826Namibia1917AlikaFiteny manireryMatio1941🡆 More