Fiteny Slôvena: Fiteny

Ny fiteny slôvena dia fiteny ao amin' ny vondrom-piteny slava sady zana-bondron' ny fiteny slava atsimo, ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana.

Olona miisa 2 000 000 any ho any no miteny azy, ka ny ankamaroany dia monina ao Slôvenia nefa misy koa ny any Aotrisy sy any Italia. Fiteny ôfisialin' i Slovenia ny fiteny slôvena sady isan' ny fiteny ôfisialin'ny Vondrona eorôpeana.

Nitahiry ny toetran' ny fiteny slava tranainy ny fiteny slôvena sady niharan' ny fomban' ny fiteny latina sy ny fiteny alemàna sy ny fiteny italiana ary ny fiteny friôlàna. Ny 1/3n' ny voambolan' ny fiteny slôvena dia iraisany amin' ny fiteny serbô-krôata.

Tags:

AotrisyFiteny indo-eoropeanaFiteny slavaItaliaSlôvenia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

NôrvezyCuambaLa Jonchère-Saint-MauriceDavida (mpanjaka)MediaWiki24 MartsaAllemant, Marne200917 MartsaAnaranaVlorëHugo ChávezVeliranoKingstonTaom-baovao malagasyMartsaBatmanFampianaranaFath al-BariWordPressFederico PescettoFandraisanaNy Soratra Masina - Fandikan-Tenin' ny Tontolo VaovaoLivronLarreule, Pyrénées-AtlantiquesVazimbaGorsesBagdadFaritra AtsinananaSingaporoFitsanganan' i Jesoa ho velonaMpitsara ao amin' ny BaibolyTantara ny Andriana eto MadagasikaraDemôkrasiaKaremyHantatianaL'Express de Madagascar28319365 DesambraRadama IITed LyonsFatidraAbaréJeôgrafiaWikibolanaFahavaratraMalỳRSSFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyVaryFiteny tamilyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)DurrësTetiandro gregôrianaMarshall LeffertsFarihy NyassaFanalan-jazaSpokaneNizeriàLalàn' i MosesyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fiteny kôsaYzeuxLisitry ny zavatra madinidinika 1-1000Fiteny jeôrjianaSão José da VarginhaMouhammad al-Boukhârî🡆 More