Fiteny Sesôtô

Ny fiteny sesôtô na fiteny sôtô atsimo dia fiteny ao amin' ny tapany atsimon' i Afrika.

Anisan' ireo fiteny banto ny fiteny sesôtô izay ao amin' ny fianakaviam-piteny nijerô-kôngôley. Ny vahoaka basôtô ao Lesôtô no miteny azy indrindra sady mifandray amin' ireo fiteny sôtô hafa toy ny fiteny setsoana sy ny fiteny sôtô avaratra. Tamin' ny taona 1993 dia niisa 1 493 000 ny olona miteny sesôtô ao Lesôtô ka mahatratra ny 85 %n' ny mponina ao amin' io firenena io izany. Tamin' ny taona 2001 dia niisa 3 555 186 ny olona miteny sesôtô ao Afrika Atsimo. Iray amin' ireo fiteny ôfisialy iraika ambin' ny folon' i Afrika Atsimo sady iray amin' ny fiteny ôfisialy roan' i Lesôtô ny fiteny sesôtô.

Jereo koa

  • Fiteny ao Afrika Atsimo
  • Fiteny ao Lesôtô

Tags:

Afrika AtsimoFaritra Atsimo ao AfrikaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyFiteny bantoLezôtô

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanonganam-panjakanaManuel Jiménez JiménezPaddingtonHipôlito avy any RômaPirangaFanambadianaIsa voasainaJequitibáRota (Baiboly)Saint-Jean-sur-RichelieuBokin' ny mpaminany (Baiboly)Radama IIAurangzebBetsileoKarolina Avaratra4 JonaLombron19 SeptambraSakafo malagasyAlexeï LeonovJames JoyceAzia AtsimoGrisia TalohaWasnes-au-BacJeanne d'ArcFiteny kôpta sahidikaMatoantenyBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraOise28 JanoaryMark van BommelBoky deoterôkanônikaAsorotanyFiarahamoninaGadsden, AlabamaPersepôlisyAllainDoalisma (finoana)10 DesambraTerakaAntankaranaJang JinZhaodongKôtidivoaraTantaran' i MadagasikaraX-SAMPAWilliam AndersAndriamanitra (tokana)Burgoon, OhioLoyall, KentuckyAntemoroSiansaKabary tera-baoTriniteRaúl CárdenasAdy Lehibe FaharoaHipôlito (mpanoratra)Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy1 NovambraBlaogyJacques AbardonadoRoazodafyArkôntikaFiteny araboBokin' i HôseaVolafotsyJiosyRanavalona IIWolfgang NeffBila🡆 More