Fiteny Rosina

Ny fiteny rosina na fiteny rotena na fiteny rosniaka dia fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny slava atsinanana ikambanan' ny fiteny rosiana sy ny fiteny okrainiana ary ny fiteny bielorosiana.

Misy ny milaza fa fiteny mahaleo tena ny fiteny rosina, fa misy koa ny milaza fa endriky ny fiteny okrainiana ihany izy. Fiteny maty ny fiteny rosina ankehitriny, izay fitenin' ny vahoaka rosina taloha. Atao hoe fiteny karpatô-rotena (na karpatô-roteniana) na fiteny rotena vaovao (na roteniana vaovao) koa io fiteny io.

Fiteny Rosina
Fanoratana ny fiteny rosina tranainy indrindra

Amin' ny fanasokajiana ara-kaifiteny, ny fiteny rosina dia ao amin' ny fiteny slava atsinanana miavaka, na anisan' ny fiteny vitsy dia vitsy mpiteny.  Atao hoe русиньскый язык / rusinskiy yazik izy amin' ny fiteny rosina.

Ny hanapahana hoe fiteny manokana na fitenim-paritra tokana na maro ao amin' ny fiteny okrainiana ny fiteny rosina dia mbola iadian-kevitra eo amin' ny mpahay teny na eo amin' ny mpanindrahindra tanindrazana amin' ny firehana isan-karazany (sahala amin' ny fiteny makedôniana manoloana ny fiteny bolgariana), na dia tsy fiteny ôfisialy ny fiteny rosina na rotena, na dia manana sata ôfisialin' ny fitenin' ny vitsy an' isa ekem-pisiana, indrinda ao Slôvakia ao amin' ny faritr' i Prešov.

Jereo koa

Tags:

Fiteny bielorosianaFiteny okrainianaFiteny rosianaFiteny slava

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TwitterFiteny malagasyDidy FoloBoky voalohan' ny MakabeoArgonautesAndriamanitra (tokana)Vintana (finoan-drazana malagasy)Fiteny nizerô-kôngôleyWellington PointFivarotana andevoBootjack, KaliforniaFandikan-tenyAfrikaAmbohimahasoaNjakatianaOmbyApôkalipsin' i PeteraFiteny tsôkotaoRadama VoalohanyFitsarana faranyZavaboaryFifohazana (kristianisma malagasy)Lahatra (finoana malagasy)Tany lemakaBokin' i AmôsaAhidamboFanjakan' ImerinaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaMadagasikaraAurangzebFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyBetsileoEndrika araka anjara asaRavinalaApôkrifan' ny Testamenta VaovaoGrenadyTestamenta VaovaoFitiavanaPoaceaeDokuWikiKabary tera-baoFoko eto MadagasikaraTobilehibe FarihimenaMôlekiolaFanekem-pinoanaJSokelaFanahy (kolontsaina malagasy)MasikoroFanandroanaAostraliaAveloSakramenta ao amin' ny prôtestantismaFiteny kantôneyMumbaiAkohoFizaràn-taonaAdy Lehibe FaharoaApôkalipsin' i JoanyVaryBoky fahadimin' ny MakabeoAljeriaFiteny aostrônezianaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)FanahyLisitry ny gazety ao MadagasikaraFanandevozanaHypertext Markup LanguageAdijadyAsa (mpanjakan' i Jodà)🡆 More