Fiteny Romaniana

Ny fiteny romaniana na fiteny romanianina dia teny ôfisialin' i Romania.

Io fiteny io dia avy amin' ny teny latina (fiteny indô-eorôpeanina). Misy olona 24 tapitrisa no miteny romaniana, indrindra any Romania (limba română / 'limba ro'mɨnə/) sy any Môldavia (limba moldovenească / 'limba mol'doveněaskə/). Atao hoe limba română / 'limba ro'mɨnə/ na româneşte /ro'mɨneʃte/ izy amin' ny teny romaniana.

Avy amin' ny fiteny latina ny 80 % amin' ny voantenin' ny fiteny romaniana. Misy 60 na 300 eo ny voanteny avy amin' ny fiteny tirasy. Misy 10 na 15 % eo no avy amin' ny fiteny slava (rosiana, pôlôney sns.)

Fiteny Romaniana
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fiteny indô-eorôpeaninaFiteny latinaFiteny ôfisialyMôldaviaRomaniaro:limba română

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny javaneyTantaran' i EtazoniaZon' olombelonaAfrikaFahaleovantenaFilôzôfiaItaliaFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaMpiandry tsaraSôlômônaFiteny tamilyIowaMenalambaTantaraRanoVintana (finoan-drazana malagasy)Washington D.C.TranonkalaBokin' ny MakabeoFaritra DianaAbidy araboBaiboly amin' ny teny malagasyGoogleRirininaLloyd KaufmanSakafo malagasyFanandroana malagasyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Tobilehibe FarihimenaNjakatianaThe Coca-Cola CompanyMiora Andrialalaina FlorlysFihavananaFanalan-jazaKabary am-panambadianaReniranoVondrom-bokin' i Nag HammadiAmerikaEtikaRoberto VaccaFiangonana Loterana MalagasySamuel RatanyAveloTokantranoSiansaSun Yat-senTsirintenyAntalaotraFaritany eto MadagasikaraFitsipi-pitenenanaAlahasatyAostraliaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraSoratra MasinaTetiandro malagasyVaryFanjakana MitambatraDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)FamoranaIFaritra AnalamangaAndriamanitra (ankapobeny)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)Fanahy (kolontsaina malagasy)ShiqiFivavahan-drazana afrikanaGeorges AndriamanantenaSakarahaFanjakan' ImerinaAndriantompokoindrindra🡆 More