Fiteny Nilôtika

Ny fiteny nilôtika dia vondrom-piteny ao amin' ny sapam-piteny sodanika atsinanana an' ny fianakaviam-piteny nilô-sahariana, , izay tenenin' ny vahoaka nilôtika.

Mitsinjara amin' ny faritra midadasika hatrany Sodàna Atsimo, any Kenia, any Oganda ka hatrany Tanzania ireo fiteny ireo.

Fiteny Nilôtika
Faritra ao Afrika itenenana ireo fiteny nnilôtika

Faritra misy ny mpiteny nilôtika

Ahitana mpiteny nilôtika koa ny any amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, ny any Etiôpia, ny any Kenia, ny any Sodàna, ny any Sodàna Atsimo, ny any Tanzania ary ny any Oganda.

Fisampanany

Araka ny fanasokajiana nataon' ilay mpahay fiteny Joseph Greenberg dia mizara ho sampana telo ny fiteny nilôtika:

  • Fiteny nilôtika atsinanana (fiteny turkana sy maasai, ohatra);
  • Fiteny nilôtika atsimo (fiteny kalenjin sy datooga, ohatra);
  • Fiteny nilôtika andrefana (fiteny luo sy nuer ary dinka, ohatra).

Jereo koa

Tags:

Fianakaviam-piteny nilô-saharianaKeniaOgandaSodàna AtsimoTanzania

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BetsimisarakaFampakaram-bady(28353) ChrisnielsenSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaTolom-bahoaka tamin' ny 1947JodaismaVolamenaFiteny anglisyFaritra eto MadagasikaraOhabolanaM.I.A.1853IowaLahatra (finoana malagasy)Sombin-tantaraVazimbaSikidy malagasyRirininaRakotozandry DanielAnjelyAhidamboBob KhannaGeorges AndriamanantenaPaska jiosyFanahyTsy feteza-matyNizeriaApôkalipsy faharoan' i JakôbaHaikyuNew YorkAndrianampoinimerinaEtikaTokyoFanahy (kolontsaina malagasy)1167Filazantsara araka an' i JoanyFiteny sakalavaFanagasianaFiainana aorian' ny fahafatesanaAmalonaFiteny aostrônezianaWikipediaFiteny jeôrjianaApôkalipsa Gnôstikan' i PieraBoky fahadimin' ny MakabeoTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFiteny nizerô-kôngôleyGrenadyBaiboly katôlikaFanambaràna ny hevitry ny nofyTobilehibeMpandrindra milinaTantaran' ny kristianismaAbdellatif FellainiFandikan-tenyApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyZavaboaryTendrontany AvaratraFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraBokin' ny MakabeoFanekem-pinoana apôstôlikaMurah Andrialalaina FlorlysBootjack, KaliforniaNBokin' i EzekielaTontolo iainanaMpampiankin-tenyFaritany eto MadagasikaraAkohoItaliaLisitry ny filohan' i MadagasikaraVaryRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)🡆 More