Fiteny Letôna: Fiteny

Ny fiteny letôna na fiteny latviana dia anisan' ireo fiteny balta, izay sampan' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana.

Lasa fiteny ôfisialin' i Letônia na Latvia ny fiteny letôna nanomboka tamin' ny taona 1918. Manakaiky tanteraka ny fiteny litoaniana ny fiteny letôna nefa niharan' ny fiovam-panononana io izy nandritra ny fivoarany. Manakaiky ny 2 000 000 ny olona miteny letôna. Mizara ho fitenim-paritra roa ny fiteny letôna, dia ny fiteny letôna ambony sy ny fiteny letôna andrefana izay ampiasaina amin' ny literatiora ankehitriny.

Tags:

Fiteny baltaFiteny indô-eorôpeaninaFiteny litoanianinaFiteny ôfisialyLetôniaLiteratiora

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AntesakaHarena an-kibon' ny tanyBaraingoHaintenyJohn T. ThompsonKanadaKing Vidor1 OktobraMpitifitra Tsipìka (fanandroana)William III an'i Angletera1926Lavaka maintyPrécy-sous-ThilZezika1813Fanekem-pinoanaFisoronana sy fanalana vintanaSiciliaPrôtônaGanaganaTanalaRanomasina MatyKabary famangianaEfesôsyFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraAdimizanaCulètreTetiandro malagasyKanaana (faritra)EvekaLegiomaFilazantsara araka an' i MarkaSkopje1946EtazoniaVazimbaVictor SkoumineAbu Dhabi (emirata)Joany Apôstôly1536Maître AvokoRepoblika MalagasyChaozhouLisitry ny filohan' i Madagasikara17901905FanagasianaSavyIsmaelaOlombelonaBailleul-lès-PernesAnjely (araka ny kristianisma)DrozaFanambadianaOmbyPapoazia-Ginea-VaovaoBBCHaisoratraMôngôliaSaint-Remy-du-NordAdaloTriniteFandikan-tenyMeymandSampy (malagasy)Fiaran' ny FanekenaAdolf HitlerFifohazana (kristianisma malagasy)KabaryAleksandria🡆 More