Fiteny Italiana

Ny fiteny italiana dia ny fiteny tenenina any Italia, any San Marino ary any Vatikàna.

italiana
italiano

Isan'ny mpiteny 65 tapitrisa
Faritany Fiteny Italiana Italia, Fiteny Italiana Soisa, Fiteny Italiana Malta, Endrika:San Marino, Endrika:Vatican
Sata Teny ofisialy any Fiteny Italiana Italia, Fiteny Italiana Soisa, Endrika:San Marino, Fiteny Italiana Vatican City ary ao amin'ny Fiteny Italiana Vondrona Eoropeana

Ansan' ny fiteny rômana ny fiteny italiana izay tenenin' ny olona miisa 66 tapitrisa any ho any. Heverin' ny mpahay teny ho fiteny tokana mizara fitenim-paritra maro ny fiteny italiana. Nisampana avy amin' ny fiteny latina ny fiteny italiana, sahala amin' ireo fiteny rômana hafa toy ny fiteny frantsay, ny fiteny espaniôla, ny fiteny pôrtogey sns. Ny fiteny italiana no fiteny mifanahaka indrindra amin' ny fiteny latina.

Itenenana italiana koa ny any Soisa atsimo, ny any Sicilia, ny any Kôrsa, ny any Sardinia na Sardaina, ny any amin' ny morontsiraka avaratra-atsinanan' ny Ranomasina Adriatika, ny any Amerika Avaratra ary ny any Amerika Atsimo.

Boky azo anovozan-kevitra

Loharano

Tags:

Fiteny espaniôlaFiteny frantsayFiteny latinaFiteny pôrtogeyFiteny rômanaItaliaSan MarinoVatikàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

HoditraIranianina (vahoaka)Danilo GallinariLozan' ny fananana iombonanaAzôtaRepoblika MalagasySivilizasiona mikenianaMats HummelsKristianismaLouis-Claude VincentEndolzansyJerosalema AndrefanaBokin' i DanielaAlakaosyMozilla FirefoxAndrea ArnoldMôralyFilazantsaraAfrikaImmanuel KantApôstôly roa ambin' ny foloMpanao gazetyPôlitika1945FahitalavitraPaoly (apôstôly)DemonyMetafizikaAbelaOtrikaretinaFanahy MasinaFahefana mpanatanterakaMusianFiteny japôneyFiteny anglisyAlakamisy AnativatoSeha-pihariana faharoaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraZairaFilazantsara araka an' i LiokaFanonganam-panjakanaSeleokosy IAntambahoakaBokin' ny SalamoMpandrindra milinaSabelioAngleteraSokajin-tenyKor'anyBokin' i EzekielaTestamenta TalohaSoavalyTerakaFatranaPersiaTantaran' ny kristianismaTetiandro malagasyTanyAndrianampoinimerinaKristianisma eto MadagasikaraIndiaVolanaBatismaLambamenaLalànaTantaran' i AlemainaMadagasikara zanatany frantsayMahabad, IsfahanMeyZanabintanaFanahin' ny vatanaFanjakana MitambatraFanambaràna ny hevitry ny nofy1035Teôlôjia dôgmatika🡆 More