Fiteny Bezanozano

Ny fiteny bezanozano dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Bezanozano: voafaritry ny tany onenan' ny foko Sihanaka ao avaratra, ny Betsimisaraka ao atsinanana, ary ny Merina ao andrefana.

Anisan' ny fiteny malagasin' ny afovoan-tany ao amin' ny sokajin' ny fitenim-paritra malagasy tatsinanana izy.

Fiteny Bezanozano
Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Jereo koa

Fiteny malagasy

Vahoaka malagasy

Tags:

BetsimisarakaBezanozanoFitenim-paritra malagasy tatsinananaFiteny malagasin' ny afovoan-tanyFiteny malagasyMerinaSihanaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FihavananaHasinaBoky voalohan' ny MakabeoAsan' ny ApôstôlyFanahyAsa (mpanjakan' i Jodà)AndriamandisoarivoMpampiankin-tenyMerinaFiainana aorian' ny fahafatesanaISO 3166-1Sombin-tantaraApôkrifan' i JoanySikidy malagasyFahefana Avon' ny TetezamitaHovaMandravasarotraMichael JacksonNtaoloKolontsainaLokanga03 janvier 2016BatisaH1167Bokin' i RotaSun Yat-senTsinyEzekielaFihafanan'ny tanySinaTobilehibe FarihimenaTiffany MynxAntambahoakaKabaryFitsipi-pitenenanaEtikaVarotraFandroahana fanahy ratsyJeôgrafian' i MadagasikaraJean-Joseph RabeariveloTantaran' i MadagasikaraShanghaiFanambaràna ny hevitry ny nofyFanekem-pinoana apôstôlikaFizaràn-taonaFanavaozana prôtestantaAntsirabeTany lemakaWikipediaBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraVazimbaFahaleovantenaBaiboly katôlikaSiliaAlahamadyVolamenaTontolo iainanaFady (malagasy)Faritany eto MadagasikaraSakafo malagasyTestamenta VaovaoRazana (finoana malagasy)FasanaFanatontoloanaAbidy araboAkohoVitaly LagutenkoLisitry ny filohan' i Madagasikara🡆 More