Fianakaviam-Piteny Aostrôaziatika

Ny fiteny aostrôaziatika dia fianakaviam-piteny any Azia Atsimo-Atsinanana sy ao amin'ny faritra atsinan'i India.

ny teny hoe aostrôaziatika dia avy amin'ny teny grika izay midika hoe "Azia Atsimo". Ny fiteny aostrôaziatika dia miparitaka anaty erana misaratsaraka sady elanelanin'ny faritra itenanana fianakaviam-piteny hafa. Heverina ho fitenin'ny tompon-tany ao Azia Atsimo Atsinanana sy any atsinanan'i India ireo fiteny ireo noho izy ireo mety efa tao talohan'ireo fiteny tai-kaday, fiteny aostrôneziana, fiteny sinô-tibetàna ary fiteny indo-eorôpeana izay nentin'ny mpiavy taty aoriana. Miisa 100 000 000 any ho any ny mpiteny aostrôaziatika tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-21.

Fianakaviam-Piteny Aostrôaziatika

Ny sampan'ny fianakaviam-piteny aostrôaziatika

Ireto avy ny sampan'ny fianakaviam-piteny aostrôaziatika: ireo fiteny monda, ireo fiteny kasika, ireo fiteny palaongika, ireo fiteny kmoika, ireo fiteny pakanika, ireo fiteny vietnamita, ireo fiteny katoika, ireo fiteny banarika, ireo fiteny kamboiana, ireo fiteny pearika, ireo fiteny nikôbarey, ireo fiteny asly ary ireo fiteny môna.

Jereo koa

Fianakaviam-piteny lehibe

Vondrom-pianakaviam-piteny

Tags:

Fianakaviam-Piteny Aostrôaziatika Ny sampanny fianakaviam-piteny aostrôaziatikaFianakaviam-Piteny Aostrôaziatika Jereo koaFianakaviam-Piteny AostrôaziatikaAzia Atsimo AtsinananaAzia Atsimo-AtsinananaFiteny aostronezianaFiteny indo-eoropeanaFiteny sino-tibetànaFiteny tai-kadayIndiaTeny grika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1912BaraFianarantsoaOlombelonaMediaWikiBaiboly amin' ny teny malagasyAristôtyAmbohimahasoaShikohabadPort-au-PrinceKristianismaRova ManjakamiadanaFanatontoloanaBiôgrafiaTetiandro malagasyFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyTokantranoBordeauxPoaceaeFanambadianaTestamenta VaovaoAntankaranaIndiaBokin' i Rota74Asan' ny ApôstôlyItaliaFanjanahantanyFiteny tsovasaForbesPaoly (apôstôly)AveloFizaràn-taonaFatranaWikipediaAndevo (teto Madagasikara)AfrikaGovernemantaApôkalipsa Gnôstikan' i PieraDokuWikiOhabolanaInjenieriaMadagasikaraFoko folo verySakalavaTranonkalaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFitsarana faranySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaAndrianampoinimerinaTantaran' i EtazoniaAnjelyMiora Andrialalaina FlorlysBaibolyAntemoroNizeriaFiteny aostrônezianaBoky fahadimin' ny MakabeoMurah Andrialalaina FlorlysNew YorkFandroahana fanahy ratsyHWikiaArintany mahazatra1200AlahasatyAljeriaFiteny kôreaninaTorkiaAntandroyPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraTiffany Mynx🡆 More