Evanjelin' Ny Fahamarinana

Ny Evanjelin' ny Fahamarinana na Filazantsaran' ny Fahamarinana na Vaovao Mahafalin' ny Fahamarinana dia soratra gnôstika tamin' ny taonjato faha-2 amin' ny teny kôpta izay hita niaraka tamin' ny tranombokin' i Nag Hammadi.

Ny lohateniny dia nalaina tamin' ireo andalana voalohany ao amin' ny lahatsorany, fa tsy manana lohateny izy, raha ny tena marina. Izao, ohatra, ny zavatra voasoratra ao:

"Ny Evanjelin' ny Fahamarinana dia hafaliana ho an' ireo izay nandray avy amin' ny Rain' ny Fahamarinana ny fahasoavana hahalala, amin' ny alalan' ny fahefan' ny Teny no niavian' ny Plerôma, izay ao amin' ny fieritreretana sy ao amin' ny fanahin' ny Ray, izany hoe izay niresaka tamin' ny Mpamonjy." (Evanjelin' ny Fahamarinana 16).

Tsy fantatra ny nanoratra io evanjely io nefa mitovitovy amin' ny fiheveran' i Valentino, ilay mpitoriteny gnôstika tamin' ny taonjato faha-2 (taona 180 eo ho eo). "

Jereo koa:

Tags:

Fiteny kôptaGnôstisisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sampy (malagasy)BMWHerinandroPalestinaFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010Farihy MalawiAmontana9 DesambraVolkan DemirelTim HetheringtonLalàn' i MosesyMorcourt, SommeBatisaSilamoJulian SchieberHypertext Markup LanguageÔmànaAndroPôlitika eto MadagasikaraMônakôSoratraCharles ThurberLisitry ny zavatra madinidinika 60001-61000Abidy ara-drafipeo iraisam-pirenena(89128) 2001 UP7ElisaOndrilahy (antokon-kintana)Tanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFanagasianaShen KuoDinan' i VarsoviaFaritany eto MadagasikaraIrlandaNôrvezyPentekôstaAndrianaKabary famangianaAdventoRindrankajy malalakaFrancis Drake923BorondyJeôrjiaIsraelyRosiaZava-mahadomelinaAshland, OregonSoisaMalakiaTestamenta TalohaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)14 JolayNizeriàFahoriana lehibeEtazoniaFandriam-pahalemanaFanasan-tongotra (fivavahana)SochiFiteny irlandeyVondrona Eorôpeana19221927Lisitry ny gazety ao MadagasikaraFiangonana Jesosy MamonjyMaleziaLa BazeugeFitsanganan' i Jesoa ho velonaKaremyAppleBakteria🡆 More