Fihaonambe Tao Brazzaville

Ny Fihaonambe to Brazzaville dia nokarakarain’ny Comité français de la Libération nationale (CFLN) nandritra ny Ady Lehibe II, nanomboka ny 30 Janoary ka hatramin’ny 8 Febroary 1944, mba hamaritana ny anjara asa sy ny hoavin’ny Fanjakana mpanjanaka frantsay.

Amin’ny faran’ity fihaonambe ity dia tapaka ny fanafoanana ny fehezan-dalàna mifehy ny indigénat. Nandritra ny kaonferansa dia nolaniana ny tolo-kevitra nataon'i Félix Éboué momba ny politikan'ny assimilation ho an'ny zanatany. Nampahatsiahivin’ny jeneraly de Gaulle fa “farany” ny fifandraisana misy eo amin’i Frantsa sy ireo zanataniny ary ny fanambarana farany amin’ny fihaonambe dia mandà tanteraka ny “izay mety hisian’ny fampandrosoana ivelan’ny vondrona frantsay sy izay lalàm-panorenana rehetra, na dia lavitra aza, amin’ny fitondrana tena”.

Tags:

Ady Lehibe IIFélix ÉbouéJeneraly de Gaulle

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SarindokotraKanônan' ny BaibolyNtaoloFox Broadcasting CompanyFanalaMasikoroTajikistànaZavamaniry manafikaRasoherinaOhabolanaPennsylvaniaAdijadyRenisoratraAdy Lehibe FaharoaParisyVarotraFifohazana AnkaramalazaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AterinetoLucas SchroeckArsidiôsezin' i FianarantsoaAntemoroFereydunkenar2002Fady (malagasy)Federico PiglioneNôaFifandraisan-davitraTetiandro malagasyFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaGaza (faritany)tany lemakaFiteny frisianaKirgizistànaSkotisma Zazavavy eto MadagasikaraMarchica MED SAfiteny persanaSambon' i BorobudurTelemundoFiteny pôlôneyAndrianampoinimerinaK'un-lun poTantaran' i Madagasikara1997Alahasaty1973Misiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraLalam-pirenena eto MadagasikaraLosiferaBopomofoIndôneziaAlakaosySikidy malagasyFahotana tamin' ny fototraVolana (fotoana)Ranavalona IChicago1742KolontsainaBôtsoanaPaskaIndiaFanambadianaPaoly (apôstôly)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraSamuel Ratany2000FatranaFaritra eto MadagasikaraGovernemantaMaltaFivarotana andevoRepoblika Malagasy🡆 More