Fihafanan'ny Tany

Ny fihafanan'ny tany dia fiakaran'ny hafanan'ny Tany.

0,74°C mafana kokoa noho ny tamin'ny 150 taona lasa ny mari-pana ankehitriny.

Fihafanan'ny Tany

Ny mahatonga izany dia fitomboan'ny tahan'ny diôksida karbônina ao amin'ny soson-drivotra iainana, araka ny nambaran' Svante Arrhenius efa zato taona laza izay. Rehefa mampiasa angovo fôsily toa ny arin-tany na ny solitany ny olona dia mampitombo ny tahan'ny diôksida karbônina amin'ny soson-drivotra iainana. Mitombo ihany koa ny taha rehefa aringana ny ala, satria manala ny diôksida karbônina amin'ny soson-drivotra ny zavamaniry.

Rehefa miakatra ny hafanan'ny Tany dia miakatra araka izany koa ny haavon-dranomasina. Ny anton'izany dia ny fiitaran'ny ranoka rehefa hafanaina. Ny fiakaran'ny haavon-dranomasina dia hahatondra-drano ireo tanàna amin'ny morontsiraka. Hiova hany koa ny toetrandro toa ny habetsaky ny orana na ny oram-panala. Hiitatra ihany koa ny tanimaty. Hafana hatrany ireo velarana nangatsiaka. Ho betsaka kokoa ireo rivo-doza ary mety ho kely kokoa ny vokatry ny tanim-boly.

Jereo koa

Tsiahy

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny jeôrjianaFanavaozana prôtestantaRakotozandry DanielRioFaritra Atsimo-AndrefanaAdy Lehibe FaharoaBaskin-RobbinsZairaEtikaGovernemantaEtazoniaRirininaFifohazana FarihimenaKhadija al-SalamiKôrea AtsimoJosip SkoblarFaritanin' i MahajangaAdimizana03 janvier 2016ISO 3166-1Epikan' i GilgamesaRajoelina AndryVondrom-bokin' i Nag HammadiGoavy (zavamaniry)Pôlitika eto MadagasikaraApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyBordeauxWiki FoundationAntesakaBetsileoWikiaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyFifohazana (kristianisma malagasy)AndrianjakaArintany mahazatraTononkaloTom KilburnFiteny kôreaninaMpampiankin-tenyFamoranaKininina (zavamaniry)HovaBoky faharoan' i Henôka1971Zanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaZon' olombelonaAurangzebSakarahaÉmile DurkheimFaritra DianaFanekem-pinoana nikeanaAriaryFanatontoloanaKofi AnnanMorondavaRoberto VaccaApôkalipsin' i StefanaTestamenta VaovaoFanjakan' ImerinaBaibolySakalavaMpiandry tsaraFiteny aostrônezianaFiainana aorian' ny fahafatesanaAnganoWikimaniaVoankazoAnamalahoSikidy malagasyFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaApôkalipsin' i Joany🡆 More