Fidangan' Ny Vidim-Piainana

Ny fisangan' ny vidim-piainana dia fisondrotan' ny vidin' ny entana sy servisy amin' ny toekarena ankapobeny sady maharitra.

Rehefa miakatra ny vidin-javatra amin’ ny ankapobeny dia vitsy kokoa ny entana sy serivisy azo vidina amin’ ny ventim-bola tsirairay; noho izany, ny fidangan' ny vidim-piainana dia mifandray amin' ny fihenan’ ny fahefa-mividin’ ny vola. Ny mifanohitra amin' ny fidangan' ny vidim-piainana dia ny fihenan’ ny vidim-piainana, fihenam-bidy maharitra amin' ny vidin' ny entana sy serivisy amin' ny ankapobeny. Ny fandrefesana ny fidangan' ny vidim-piainana dia ny tahan' ny fidangan' ny vidim-piainana, izay isanjaton’ ny fiovana anatin’ ny taona amin' ny tondrom-bidy ankapobeny.

Fidangan' Ny Vidim-Piainana

Mitranga ny fidangan' ny vidim-piainana rehefa misy ny tsindry ara-toekarena sy ny fiandrasana mialoha ny fisehoan-javatra sasany ka mahatonga ny tinady momba ny entana sy ny servisy hiakatra mihoatra ny tolotra misy amin' ny vidiny efa misy, na rehefa mihena ny vokatra noho ny tsy fahombiazan' ny fahafaha-mamokatra na ny fanerena rehetra eo amin' ny tsena. Raha kely dia kely na tsy misy ny fidangan' ny vidim-piainana dia marin-toerana ny vidin-javatra amn' ny ankapobeny.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AlahadyVintana (finoan-drazana malagasy)FamadihanaCuvillyArmeniana (vahoaka)GineaBokin' ny mpaminany (Baiboly)Siansa ara-tsôsialyAdy MangatsiakaSergey BrinFahotana tamin' ny fototraHidirôzeninaSabata (jiosy)1957Jean-Joseph RabeariveloTetiandro mozilmanaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMari-piatoanaBelle-et-HoullefortAtenaJapànaMobutu Sese SekoFiteny antandroyLeo TolstoyLarry SangerFiteny lingalaFiteny pôlôneyEmpira Persiana AkemenidaLeonid GaïdaïZon' olombelonaToetanim-pehiben-tanyLisitry ny renivohitraBiôgrafiaVolana (fotoana)Bootjack, KaliforniaKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaMetafizikaDonatelloDokotraJiosyGregor MendelISO 3166-1Fiteny hindỳAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaYahoo!Empira KaldeanaWikiMpanakanto malagasyMôngôliaFiteny arabo8 OktobraRadama IIEkiomenismaAdejeHôndorasyCatenoyMatavyÔktôbraWi-FiBokin' i HenôkaMadagasikaraNapakiak, AlaskaKristianinaLyndon B. JohnsonTeletubbiesÔseaniaAchilleNizerià🡆 More