Fiavian' I Kristy Fanindroany

Ny Fiaviana fanindroany na Fiaviana faharoa na Advento faharoa na Parosia dia finoana kristiana sy silamo momba ny fiverenan' i Jesoa Kristy amin' ny hoavy na efa tamin' ny lasa taorian' ny niakarany any an-danitra 2000 taona lasa eo ho eo izay.

Izany finoana izany dia miorina amin' ny faminaniana momba ny Mesia sy ny ankamaroan' ny eskatôlôjia.

Ao amin' ny fivavahana kristiana dia miovaova arakaraka ny antokom-piangonana sy ny Kristiana tsirairay ny hevitry ny fiavian' i Jesoa fanindroany.

Jereo koa:

Tags:

EskatôlôjiaFinoana silamoJesoaKristianismaMesia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fakan-tsaryArkanjelyVondrona EorôpeanaSomatraSongosongoFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraKaraotyAbidy malagasyAlahasatyHerbert KilpinBaiboly amin' ny teny malagasyBetsileoSão José da BarraMatoantenyFiangonana Jesosy MamonjyAostraliaIsaia (mpaminany)JakartaRanomasimbe IndianinaMadagasikara zanatany frantsayLorena, TexasKumarajivaFiteny betsimisaraka avaratraFanahy Masina (kristianisma)SiansaBelzikaIndôneziaEncyclopædia BritannicaKapveraFanagasianaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAndry rajoelinaFiangonana hita masoZafisoroRaki-pahalalanaTsiranana PhilibertYasser ArafatLôndônaMpamari-toetraTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaSakalavaEvekaAterinetoFiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto MadagasikaraJoany ApôstôlyKim Joo-sungSodaville, OregonHoniaraAnton PfefferOniveAmbohitrandriamanitraRosiaJan RosenthalFanihyFiteny anglisyElie WieselRyeJobilyParisFahefana Avon' ny TetezamitaFivalozanaMarc-Oliver KempfLiona (fanandroana)Fiteny sihanakaAmbohimangaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFehezankevitra (fitsipiteny)MaleziaDavida (mpanjaka)2000Fatapera sovokaArikanjelyTakamoa elekitrika🡆 More