Fiavian' I Kristy Fanindroany

Ny Fiaviana fanindroany na Fiaviana faharoa na Advento faharoa na Parosia dia finoana kristiana sy silamo momba ny fiverenan' i Jesoa Kristy amin' ny hoavy na efa tamin' ny lasa taorian' ny niakarany any an-danitra 2000 taona lasa eo ho eo izay.

Izany finoana izany dia miorina amin' ny faminaniana momba ny Mesia sy ny ankamaroan' ny eskatôlôjia.

Ao amin' ny fivavahana kristiana dia miovaova arakaraka ny antokom-piangonana sy ny Kristiana tsirairay ny hevitry ny fiavian' i Jesoa fanindroany.

Jereo koa:

Tags:

EskatôlôjiaFinoana silamoJesoaKristianismaMesia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tsirinteny sara-droaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)SeptambraAlakaraboEorôpaBetsimisarakaRy Tanindrazanay malala ôJôbaSafodranoFamakyRavoahangy-Andrianavalona JosephSiansaAndrianampoinimerinaAfrikana-AmerikanaAurangzebRavalomanana MarcAlahamadyKolikolyRainay any an-danitraVanimpotoana Fiavian'ny Tompo (katolika)Bokin' i HenôkaAndriamandisoarivoAllahJodeaFinlandyFaritra eto MadagasikaraTaom-baovao malagasyFanjakan' ImerinaLarry BirdFiaramanidinaAterineto1990Volahavana GermaineTaquaraAudeloncourtMazdeismaLeBron JamesEpistilyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôA. J. P. TaylorSimiaSalamo faha-18Aliaksei KuchukToriteny teo an-tendrombohitraBokin' ny Mpaminany 12Razana (finoana malagasy)FahaterahanaSalamo faha-82Fiteny betsileoAbimelekaTorontoRaminiaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAsaramanitra (volana malagasy)Meka (Arabia Saodita)Kor'anyRadama IIFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraJapànaRSSBaraAziaAdaoro19951225BronchioliteSiméon RajaonaSamuel Ratany🡆 More