Eglizy Katôlika Rômanina

Ny Eglizy katôlika rômanina na Fiangonana katôlika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan' ilay atao hoe Fiangonana Lehibe tany aloha ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teôlôjia, ka ny iray dia ny Fiangonana ôrtôdôksa.

Mizara roa lehibe ny Fiangonana katôlika dia ny Fiangonana katôlika tatsinanana sy ny Fiangonana Latina izay atao hoe koa Fiangonana katôlika rômana na Eglizy katôlika rômana (EKAR). Manakaiky ny fombam-pivavahan' ny Kristiana ôrtôdôksa ny Katôlika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan' ny Papa.

Jereo koa:

Tags:

Fiangonana LatinaFiangonana LehibeFiangonana OrtodoksaFiangonana katolika tatsinananaPapa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lisitry ny filohan' i MadagasikaraSiansaFiteny antandroyAurangzebEvanjelin' i BarnabàVitaly LagutenkoTantaraMenakaFahefana mpanatanterakaLisitry ny gazety ao MadagasikaraTwitterBaraSakafo malagasyRakotozandry DanielFiteny kantôneyVolana (fotoana)AbidyNizeriaAntandroyBède le VénérableFitsarana faranyAntambahoakaMurah Andrialalaina FlorlysKabary famangiana1912Bootjack, KaliforniaRah-Ckiky(28353) ChrisnielsenFiteny aostrônezianaRalamboFivavahan-drazana malagasyApôkalipsa Gnôstikan' i PieraAdimizanaAndriamanitra (tokana)ZairaLalànaNatalie PortmanFaritra eto MadagasikaraRepoblika Demokratika MalagasyAdaoroAristôtyApôstôly roa ambin' ny foloFiteny tamily1167AveloWikiaTailandySorabeRazana (finoana malagasy)Silamo eto MadagasikaraFanalan-jazaBoky voalohan' ny MakabeoTononkaloMpampiankin-tenyAostraliaFifohazana (kristianisma malagasy)74GrenadyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)FehezantenyBoky faharoan' i HenôkaZon' olombelonaFiteny tatara krimeanaFiteny tsôkotaoMozikaFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyBokin' ny MakabeoRazafinimanjaka RaketakaTetiandro malagasyPaoly (apôstôly)FanagasianaFijyFiteny malagasyShanghaiFatranaHasinaFanjakana Mitambatra🡆 More