Fiangonan' I Angletera

Ny Fiangonan' i Angletera dia fiangonana anglikana niorina ao Angletera tamin' ny taonjato faha-16 tamin' ny nanambarany ny tenany ho fiangonana tsy miankina amin' ny fitondran' ny papa tamin' ny taona 1534, ka niteraka ny anglikanisma izay sampan' ny kristianisma eo anelanelan' ny katôlisisma sy ny prôtestantisma.

Atao hoe Church of England izy amin' ny teny anglisy.

Fiangonan' I Angletera

Ny Fiangonan' i Angletera no "fiangonana reniny" ho an' ny Fiombonambe Anglikana. Ny arsevekan' i Cantorbery no lehiben' ny Fiangonan' i Angletera. Ny mpanjakavavy Elizabeth II no governora fara tampon' ny Fiangonan' i Angletera amin' ny maha andriamanjakan' ny Fanjakana Mitambatra azy.

Ny faritra misy ny fanapahan' ny Fiangonan' i Angletera dia i Angletera, ny nosin' i Man (diôsezin'i Sodor sy Man), ireo nosy Anglô-Nôrmanda (ampahan'ny diôsezin'i Winchester). Maro amin'ny fianakaviambe anglikana any Eorôpa, any Rosia, any Torkia ary any Marôka no mitambatra ao amin'ny diôsezin'i Gibraltar ay Eorôpa. Ireo diôsezin'i Wales dia tao amin'ny Fiangonan'i Angletera nefa nahazo fahaleovan-tena izy ireo tamin'ny taona 1920 ka namorona ny Fiangonana ao Wales (Church in Wales amin'ny teny anglisy). Sady katôlika no nohavaozina ny Fiangonan'i Angletera.

Tags:

AngleteraAnglikanismaKatôlisismaKristianismaPapaPrôtestantismaTeny anglisy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

147307 (2003 AH78)Sampy (malagasy)BetsimisarakaShanxiFaritanin' i ToliaraTobilehibe ManolotronyHaranita-tsaina voatrolombelonaAlahamadySôsialismaZavamaniryOAkangaMadagasikara zanatany frantsayKalifornia(131964) 2002 CY49Manga (maniry)RalamboHaifisaina sy hetsi-poTesaliaLucas NeillFivavahana eto MadagasikaraDepartamentan'i Valle del CaucaKiantenyKarbôninaFianakaviam-piteny na-deneVoromailalaLozan' ny fananana iombonanaBibilavaMôralyBaiboly katôlika amin' ny teny malagasyFahavaratraVoasary800BetaniaAnkoayFanandroana malagasyFiteny slôvena1691Virijiny (fanandroana)1928Fiteny asameyApôstôly roa ambin' ny foloFivavahana grika talohaMpanoritraBaolina kitraISO 4217Jürgen KloppAntehirokaFilaza tsotra (fitsipiteny)Faritanin' i Mahajanga1350Jean CalvinDeuteriumKôsmôlôjiaSikidy (malagasy)Pearl CityRacine, WisconsinMorondavaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraRy Tanindrazanay malala ôTontolo iainanaVezoFanabeazanaIsaia (mpaminany)VaryCat WhitehillMaintiranoDokuWikiToamasinaPrôtestantismaMarcelo Vieira da Silva JúniorBarack ObamaFiteny keltikaMôldaviaHenan-kisoaDillingham, Alaska🡆 More