Fikambanana Am-Piangonana Mpirahalahy

Ny Mpirahalahy na Fiangonan' ny Mpirahalahy, izay atao hoe Brethren amin' ny teny anglisy, izay midika hoe Mpirahalahy, dia fiangonana na fikambanana anaty fiangonana (anabatista-pietista indrindra), izay nanohy ny fikambanan' ireo Mpirahalahin' i Schwarzenau tamin' ny taonjato faha-18.

Tsy tokana ireo fiangonana ireo fa isan-karazany no samy manana ny foto-pinoany sady tsy voaery nipoitra avy tamin' ny fikambanan' ny Mpirahalahin' i Schwarzenau.

Ireto avy ireo fiangonana na fikambanana atao hoe Mpirahalahy:

  • ny Fiombonan' ny Fiangonana Evanjelikan' ny Mpirahalahy, izay nipoitra avy tamin' ny Mpirahalahin' i Schwarzenau;
  • ireo fikambanana anabatista-pietista (ny Church of the United Brethren in Christ, ny Brethren in Christ Church, ny Hutterian Brethren, ny Mennonite Brethren, ny Swiss Brethren, ny Moravian Brethren (na Unity of the Brethren), ny Social Brethren;
  • ny fikambanan' ny Mpirahalahy hafa izay tsy anabatista no tsy pietista (ny Polish Brethren, ny Church of the Lutheran Brethren, ny United Seventh-Day Brethren, ary ny Brethren cult.

Tags:

AnabatismaFiteny anglisyPietisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Maqbool Fida HusainEpistily faharoa ho an' ny TesalônianaKacper PrzybyłkoArchie W. StraitonBibyLe PlantayCaspar David FriedrichTsitsi DangarembgaKabary famangianaAnais, Charente-MaritimeCommonwealth ny firenena mahaleotenaZambiaFoko eto MadagasikaraAubersIbitingaLisitry ny zavatra madinidinika 11001-12000Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto MadagasikaraVohemarRobenaSakafo malagasyAngôvoSaint-Pierre-de-MonsRoger B. ChaffeeBila29 AprilyAnganoAlakaosyBokin' i EzekielaAmbovombeFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAnkaranaFanjakana MitambatraDadabe NoelyRené BonnetBetsileoLombronBranko OblakBoky faharoan' ny TantaraFiteny kôptaPascagoula, MississippiFady (malagasy)Tovana (fitsipiteny)JingdezhenAdy Lehibe FaharoaBlaogyFanekem-pinoanaMerinaTeknôlôjiaJobilyEpistemôlôjiaKameronaMicrosoft WindowsRaúl Castro27 JonaAntonio Maria MagroBaiboly katôlika amin' ny teny malagasyHerinaratraSonyAdy Israeliana-Arabo tamin' ny taona 1948-1949Testamenta TalohaEpistily ho an' ny RômanaDokuWikiBaiboly protestanta amin'ny teny malagasyWalley BarnesBaiboly katôlikaRainay any an-danitraMpampiankinaTononkaloChamprond-en-Gâtine407🡆 More