Fary

Ny fary dia zavamaniry famboly izay ao amin' ny karazana Saccharum (fianakavian' ny Poaceae na Gramineae, zana-pianakavian' ny Panicoideae), volena indrindra hahazoana siramamy izay alaina avy amin' ny tahony.

Eo anelanelan' ny 2 sy 6 m ny halavan' ny fary ary 5 sm ny savainony rehefa lehibe.

Fary
Tanim-pary
Fary
Tahom-pary

Teo amin' ny tantara dia efatra no karazana fary novolen' ny olombelona voalohany indrindra avy amin' ny natiora, indrindra ny Saccharum officinarum (nataon' ireo Papoa any Ginea Vaovao), ny Saccharum sinense (nataon' ireo Aostrôneziana tany Taioàna sy tany amin' ny tapany atsimo amin' i Sina), ny Saccharum barberi dia novolena tany India taorian' ny fampidirana ny Saccharum officinarum. Novolena tany Ginea Vaovao koa ny Saccharum robustum.

Ankehitriny ny Saccharum officinarum dia ampivadina amin' ny Saccharum spontaneum, ny Saccharum robustum, ny Saccharum sinense, ary ny Saccharum barberi mba hahazoana vokatra tsara kokoa. Nanampy azy ireo ny Miscanthus sy ny Narenga ary ny Erianthus. Misahana ny famokarana siramamy betsaka indrindra (70 hatramin' ny 80 %) ny fary. Anamboarana alkaola (ny etanôly) koa ny ranom-pary.

Jereo koa

Tags:

PanicoideaePoaceaeSiramamy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AdimizanaFaritanin' i ToliaraFiteny kirondyRazana (finoana malagasy)Racine, WisconsinAfara (vahoaka)GanàAdam MickiewiczGeorges AndriamanantenaFiteny araoakianaDepartamentan'i Norte de SantanderKarànaJohn Ffowcs WilliamsTestamenta VaovaoISO 3166-1AetiusFanehoan-javatra mifintina sy mivelatraAndrianaLucas NeillFenton John AylmerWikiMenalambaAndreyev Sergey Nikolay o‘g‘ilTantaran' ny vahoaka jiosyBokin' i IsaiaVladimír TáborskýChristophe ColombFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAndriamaneloGiovan Domenico VinacciaFanabeazanaAviavyFiteny pôrtogeyMaurice BéjartUNIXHira (maky)Isaia (mpaminany)KristyGlendale, ColoradoOkrainaNono (an' ny olombelona)Azia AtsimoFilôzôfia pôlitikaAndriamasinavalonaFaritanin'i KanchanaburiFomban-drazanaPaoly (apôstôly)500SikySiriaWayback MachineFilazantsara araka an' i MarkaAziaFiteny malagasy ôfisialyAkondro (maniry)Papiasy avy any HierapôlisyMorondavaKilamba-KiaxiTolotra sy tinady1066RabibyFisoronana sy fanalana vintanaMFitenim-paritra malagasy tandrefanaVintana (finoan-drazana malagasy)Sikidy (malagasy)1282Fizaràn-taonaAntsirananaMadagasikaraVaryFaritanin' i MahajangaFinday🡆 More