Faritan'i Delhi

Ny faritan'i Delhi, na amin'ny fomba lavalava kokoa Faritan'ny renivohi-pirenena Delhi (amin'ny fiteny anglisy National Capital Territory of Delhi) dia anisan'ny faritany fiton'i India.

Any avaratr'i Indian no misy azy, eo moron'ny renirano Yamuna, tanàna faharoa aorian'i Mombai, enina ambin'ny folo tapitrisa ny isam-ponina tamin'ny fanisana farany, izany hoe tamin'ny 2011. Voazara telo ny faritan'i Delhi : Delhi, New Delhi ary ny Canton an'i Delhi, hatry ny fanovana lalam-paorenanan natao tamin'ny 1991, manana ny antenimieran-dalàna ho azy ilay faritany, fa voafetra ny fahefany.

Faritan'i Delhi
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka India ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Faritan'i Delhi
Faritan'i Delhi
Qutb Minar

Tags:

DelhiNew Delhi

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fyodor DostoyevskyFiteny jeôrjianaJodeaToetanin-jana-pehin-tanyAngatra (aretina)Demôkrasia1637Sokajin-teny1805BlendecquesSinemaFiainan-tsi-hita (kristianisma)Zhuge LiangVary1971FotoanaApôstôly roa ambin' ny foloSardiniaTantaran' i MadagasikaraAndilan-dranomasinaAmpondraChicagoWikipedia1813Fitsarana faranySola ScripturaDavida (mpanjaka)Sakramentan' ny filaharanaApple6 JanoaryFiteny anglisyVorombolaTiorka (vahoaka)KazakstànaPontio PilatoNizeriaFiainana mandrakizayEpistily voalohany nosoratan' i JoanyAbbas JamalipourGanaganaOyonnaxFady (malagasy)KabaryLaura MañáRameva tokan-trafo203VirigninZanabintanaBôliviaParáSant Joan DespíVintana (finoan-drazana malagasy)Ady an-tranoSiria-PalestinaZorofirarazanaHasinaFanekem-pinoanaMontangesCourrièresTsekiaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô(102825) 1999 VQ183Misterin' ny PaskaHypertext Markup LanguageFanekem-pinoana nikeanaKalandrie litorjika katôlika rômaninaMaltaOntarioAmbohidrabiby27 AogositraKolontsaina malagasyFangitra ara-jeografiaDesambra🡆 More