Fanosorana Ny Marary

Ny fanosorana ny marary (izay nantsoina hoe fanosorana farany talohan' ny kônsily Vatikana II) dia sakramentan' ny Fiangonana katôlika rômanina sy an' ireo Fiangonana ôrtôdôksa ary an' ny Fiangonana anglikana izay ametrahana ireo mijaly eo ambany fitseran' i Kristy.

Ny fanosorana dia atao amin' ny menaka voahasina sy ankalazain' ny pretra.

Maro ireo fiangonana ara-pilazantsara izay manatanteraka ny fanosorana ny marary nefa tsy mihevitra izany ho sakramenta. Ny fanosorana ny marary dia ordonansin' ny asam-pisoronana ao amin' ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany.

Jereo koa

Ny sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika:

Tags:

AnglikanismaKatôlisismaPretraSakramentaÔrtôdôksa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraISO 3166-1Fiteny frisianaAndrianaPelikanaBolgariaVolgataPôlinezia FrantsayRôma TalohaTestamenta TalohaMosavy (finoana malagasy)Isam-poninaTanora Malagasy VononaU2003MerinaTontolo iainanaAbelaEpifaniaTriniteNy Avana Ramanantoanina1960Ralaimongo JeanBretagne-d'ArmagnacAterinetoAl-BiruniMontanaRabatFivavahana amin'ny razanaMalagasy (vahoaka)KataraZezikaPer Brinch HansenJohann Wolfgang von GoetheVolahavana GermaineLloyd KaufmanMpanao gazetyFilôzôfiaSimiaKabary tera-baoTantaran' i AlemainaPaoly (apôstôly)Masedônia AvaratraFanekem-pinoana nikeanaPontianakFahefana Avon' ny TetezamitaFanjakana MitambatraOnjan-drano22 AprilyTrombaMaleziaAlahamadyWikiAntankaranaFiarahamoninaFokon' i DanaLouis Pasteur9 MartsaWikipedia amin'ny teny malagasyLimboFanandevozanaFifohazana (kristianisma malagasy)1942IndiaTononkaloApôlinariôsy avy any LaôdikeaFiteny nôrveziana🡆 More