Fanomboana An' I Jesoa

Ny fanomboana an' i Jesoa tamin' ny hazo fijaliana, araka ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly kristiana, dia endriky ny fanamelohana an' i Jesoa na Jesosy izay nofantsihina mihantona amin' ny hazo fijaliana, araka ny fitsarana nataon' i Pontio Pilato (taona 26 -- 36) azy noho ny fiampangan' ny Jiosy (na Jody) azy ho niteny ratsy an' Andriamanitra.

Anisan' ny fitantarana ny Fijaliana (na Fiaretana na Pasiona) ny hasin-dahatsoratra (na perikôpa) momba ny fisamborana sy ny fitsarana sy ny filanjana ny hazo fijaliana ary ny fanomboana an' i Jesoa. Ny andalan-dahatsoratra momba ny fanomboana an' i Jesoa amin' ny hazo fijaliana dia anisan' ny fototry ny fivavahana kristiana.

Fanomboana An' I Jesoa
Kalvary, sary nataon' i Paolo Veronese tamin' ny taonjato faha-16.

Jereo koa

Tags:

BaibolyBlasfemiaFijalian' i JesoaFivavahana kristianaHazo fijalianaJesoaJiosyPontio PilatoTestamenta Vaovao

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Evanjelin' ny Roa ambin' ny foloLisitry ny gazety ao MadagasikaraKanadaMasikoroNtaoloRirininaAntesakaMandravasarotraAdy an-tranoBokin' i EzekielaBokin' i RotaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)InjenieriaBaiboly katôlikaKininina (zavamaniry)Sombin-tantaraRatsimilahoFahefana mpanatanterakaPrôtestantisma eto MadagasikaraBareinaKantoMozikaAntefasyVarotraFifohazana FarihimenaBaraTononkaloSamuel RatanyBoky voalohan' ny MakabeoFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraTranonkalaNatalie PortmanAndriamandisoarivoMiora Andrialalaina FlorlysAntsirabeMurah Andrialalaina FlorlysPaska jiosyBoky fahadimin' ny MakabeoAdy Lehibe FaharoaFianarantsoaWiki FoundationArintany mahazatraApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyGrenady(28353) ChrisnielsenAmbohimahasoaFilazantsara araka an' i JoanyISO 3166-1FanahyFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyBaskin-RobbinsSiansaAbidy malagasyFisoronana sy fanalana vintanaTobilehibe FarihimenaVondrom-bokin' i Nag HammadiBordeauxAmalonaTontolo iainanaFihavananaJean-Joseph RabeariveloFatranaNjakatianaFanjanahantanyFivarotana andevoEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaMerinaAsa (mpanjakan' i Jodà)Faritra eto MadagasikaraFady (malagasy)🡆 More